Mety mba mahasoa ny namana ato ity vohikana http://www.mamina.org/ ity fa ahitana karazana recette maro no misy ihany koa astuces , sy vertus maro isan-karazany koa dia zaraina ampifaliana
Misy koa ny pejy ao amin'ny facebook izay misy ireo recette ao sasany afaka jerena sy atao J'aime mba hahazoana mandray ny recette vaovao
https://www.facebook.com/Ma.Mi.Na.org/
ity ary ny recette iray atolotra
CLAFOUTIS AUX FRUITS
ZAVATRA ILAINA :
lafarina 100g
siramamy 100g
ronono 1/2L
dibera 30g
atody 4
FIKARAKARANA :
- kapohana ny siramamy sy atody
- tantavanina ny lafarina dia araraka moramora ao amin'ilay atody,
- empoina ao anaty ronono ny dibera( izany hoe hafanaina kely ny ronono) dia afangaro amin'ilay lafarina efa vita teo aloha.
- maka lasitra, hosorana dibera kely, alahatra ny voankazo voatetika izy tiana (paoma ; akondro ;poara ; frezy,....) dia arotsaka eo amboniny ny paty
- Alefa anaty lafaoro efa nafanaina mialoha, 180°C mandritry ny 30 minitra.
Nahandron'i Elimigille Mayer Loup