Dia ihomehezana fotsiny sisa eee...

21. gasy1zay ( 08/01/2016 20:47)
Azafady fa adinoko kely, ny blasfemia na fitenenan-dratsy ny Fanahy Masina ihany no tsy ahazoana famelan-keloka avy @ Andriamanitra, ny ankoatra voavela daoly rehefa mibebaka ianao. Ny lalàn'ny tany sy ny fanjakana mety manameloka anao ( toy ilay jiolahy teo akaikin'i JK t@ hazo fijaliana) fa Andriamanitra manome anao famonjena sy fiainana mandrakizay (mila tehirizina anefa io mandrampiala ety, izay ilay hoe miambena).

22. rhaj0 ( 09/01/2016 01:20)
gasy1zay:
... Fa raha minia manota isika rehefa nahazo ny fahalalana tsara ny marina, dia tsy misy fanatitra noho ny ota intsony..

... ny blasfemia na fitenenan-dratsy ny Fanahy Masina ihany no tsy ahazoana famelan-keloka avy @ Andriamanitra

Hotry ny "interpretation" anao manokana io, raha ny fahitako azy, satria ireo dia, ahianao ho fataon'olona (olona tsy tiatianao hiaraka aminao any @ Paradisa).

Satria ny "minia manota" sy ny "blasfemia" dia (mety) iray sobika amin-javatra hafa izay, ho kingakinga ianao hanome "fanatitra" sy "famelan-keloka".. (satria zavatra fataonao, na fataon'ny olona tiatianao hiaraka aminao any @ Paradisa)

Manontani-tena ohatra ny akoho ho'a hoe, "blasfemia" ve ohatra dia tsy giravy noho ny "mamono olona"? ntss.... dia izay koa no ianaran'izao adala sy hendry rehetra izao, ka rehefa misy mi-blasfemia koa ry Ratsiraka ohatra, dia "vonoiny" ilay olona, satria ny "blasfemia" dia giravy noho ny "famonoan'olona"..

Sa ameo @ ilay "izay voasoratra", izay manoritra mazava an'io lazainao io azany eee...
23. Yahl ( 09/01/2016 07:14)

Yahl
Tena hitako fa efa nahalala ny marinaenao de mamely ireto voafitaka rehetra ireto, satria koa ireo dia tratry ny finoanoam-poana daholo , dia ireo rehetra miantso Jesôsy !
Dia azonao ery ny ainao, fa misy hiaraka ho faty aminao any @ le fahafatesana faharoa 2°!
Satria ny ato @' Yahoshuah tsy mandray ny efa ...a.ani ivelany niala tao aminy intsony
Apokalypsy 12:7 Ary nisy ady tany an-danitra: Mikaela sy ny anjeliny niady tamin'ilay dragona; ary ilay dragona mbamin'ny anjeliny kosa dia niady,
8 nefa tsy naharesy,
Tena sain-dalin' i Satana an!
Poizina tanteraka!
24. rhaj0 ( 09/01/2016 12:24)
Yahl:
Ary nisy ady tany an-danitra: Mikaela sy ny anjeliny niady tamin'ilay dragona...
Tena sain-dalin' i Satana an!

Anjely sy dragona?? ngo dia ity film ity k'lou no resahinao eee..
http://streamcomplet.com/anges-et-demons/

Dia aiza ho aiza @ ilay "tany an-danitra" izy ireo no niady?
Tatsy akaikin'ny volana sa efa tatsy @ planeta Neptune? sa lasa tatsy @ kintana Regulus?

hi hi hi... tsy mba "sain-dalin' i Satana" izy izany fa "sain-jazan'i Yahl"

Tena tsy mampihomehy intsony izy izany ry ianona sy ry Yahl aaa..
25. Strong3 ( 11/01/2016 08:51)

rhaj0:

Strong3:
Atra nanisy lalàna = JK namaha ny lalàna sy nanovona ny lalàna = FM mananatra mba hankatoavana an'Atra

Ka i Atra nanisy ny peine de mort - i JK namaha ny peine de mort - i FM mikopakopa-tanana -

Ka inona no "ankatoavina" eto ry Strong3 aaa ?? i Atra sa i JK ???

tsy namaha ny peine de mort i JK r'ingahy ity fa miaro [lalana fanampiny io]
« Ny tanàna telo dia homenareo ety an-dafin'i Jordana ety, ary ny tanàna telo kosa homenareo ao amin'ny tany Kanana; ho tanàna fandosirana ireo. » (Nomery 35:14)
« ary avy tamin'ny firenen'i Naftaly dia Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an'izay nahafaty olona, ary Hamota dora sy ny tany manodidina azy ary Kanana sy ny tany manodidina azy. dia tanàna telo. » (Josoa 21:32)
___ tahataka io izany no fampiarana ny amin'ny finoana an'i JK ; izany hoe izay mino azy dia tsy AFAKA ENJEHIN'NY LALANA NA DIA MELOKA AZA.
Atra ihany no nanao io tany fitsoahana io fa tsy hoe olon-kafa na JK na FM

___ tsy hoe mikopakopa-tanana fotsiny ny FM fa ... indraindray ny olona ao amin'io tany fitsoahana io mbola manao ny ataony ihany dia ao no ilana ny ASAN'NY FM ; mampianatra , tany fanitsiana izany ao eh...
fa raha TOA KA TSY VOA HITSINY AO ENAO DIA TSY MAINTSY AVOAKA KA HO FAIZINA IHANY!!

asa na mazava amin'i rhaj0-kelin'i Jesosy izay na tsia :-) :-) :-) ... tonga soa amin'ny resakin'ny mpino enao hihihih lol
26. rhaj0 ( 11/01/2016 11:45)
Strong3:
Atra nanisy lalàna = JK namaha ny lalàna sy nanovona ny lalàna
Strong3:
tsy namaha ny peine de mort i JK r'ingahy ity fa miaro

Tapaho ny hevitra ry Strong3 aaa.. "mamaha" sa "tsy mamaha"... Sa moa io toa ilay video teo hoe, marina daholo ireo, fa "context" daholo fotsiny ihany io.. :-)

Strong3:
izay mino azy dia tsy AFAKA ENJEHIN'NY LALANA NA DIA MELOKA AZA.

Io izany ilay systeme-na confesse fesse-ndry Katolika. (nanampy ireo) "nanjanaka amin-kabibiana" ry Evanjelisitra sy Pretra taloha, "mamono olona" ry Maffia, "manolana ankizy" ry Damopra, ary efa ni-confesse, ary dia tena "tsy AFAKA ENJEHIN'NY LALANA NA DIA MELOKA AZA."

Strong3:
fa raha TOA KA TSY VOA HITSINY AO ENAO DIA TSY MAINTSY AVOAKA KA HO FAIZINA IHANY!!

Efa voahitsy izany ireny Evanjelisitra sy Maffia sy Damopra nanao ny nataony ireny, nefa efa maty, ary lasan-ko "masina", fa tsy voahenjiky ny lalAna.

"Voninahitra" anie ho anareo izany eee... ao izany ny finoanareo sy system-nareo fialofan'ny "be voninahitra" eeee... bravo... bravo.

27. Strong3 ( 11/01/2016 13:12)
asa na za no efa tsy mahay manazava na enao no te hikipy eh ...

tany fisoahana i Jk ... hoy IZY : « Tsy mino va ianao fa Izaho ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko? Ny teny izay lazaiko aminareo, dia tsy avy amiko izany lazaiko izany; fa ny Ray mitoetra ato amiko no manao ny asa. » (Jaona 14:10)

dikan'izany dia hoe :
ka nisy novahany ary nisy tsy afaka novahana araka izay tian'i Rainy ao ihany io... fa izay Mino an'i JK dia tsy afaka ataon'i Ray inona na dia efa nanao heloka be tahak'inona aza
raha tena nibebaka ka tsy hamerikeloka intsony tokoa ... fa tsy ity mafia sy evanja sy damopra nao ireo

28. rhaj0 ( 11/01/2016 13:24)
Mazavabe kah...
Strong3:
- Atra nanisy lalàna = JK namaha ny lalàna sy nanovona ny lalàna
- tsy namaha ny peine de mort i JK r'ingahy ity fa miaro
rhaj0:
Tapaho ny hevitra ry Strong3 aaa.. "mamaha" sa "tsy mamaha"...
Strong3:
ka nisy novahany ary nisy tsy afaka novahana
rhaj0:
Sa moa io toa ilay video teo hoe, marina daholo ireo, fa "context" daholo fotsiny ihany io..

ka ilay "context" dia... ilay "imagination"-n'ny tsirairay no miasa eee... adisaina interpretalakation be io.. Fa tsy takalatry ny tsy mpanao na mpahay azy..
29. gasy1zay ( 11/01/2016 14:57)

rhaj0:

gasy1zay:
... Fa raha minia manota isika rehefa nahazo ny fahalalana tsara ny marina, dia tsy misy fanatitra noho ny ota intsony..

... ny blasfemia na fitenenan-dratsy ny Fanahy Masina ihany no tsy ahazoana famelan-keloka avy @ Andriamanitra

Hotry ny "interpretation" anao manokana io, raha ny fahitako azy, satria ireo dia, ahianao ho fataon'olona (olona tsy tiatianao hiaraka aminao any @ Paradisa).

Satria ny "minia manota" sy ny "blasfemia" dia (mety) iray sobika amin-javatra hafa izay, ho kingakinga ianao hanome "fanatitra" sy "famelan-keloka".. (satria zavatra fataonao, na fataon'ny olona tiatianao hiaraka aminao any @ Paradisa)

Manontani-tena ohatra ny akoho ho'a hoe, "blasfemia" ve ohatra dia tsy giravy noho ny "mamono olona"? ntss.... dia izay koa no ianaran'izao adala sy hendry rehetra izao, ka rehefa misy mi-blasfemia koa ry Ratsiraka ohatra, dia "vonoiny" ilay olona, satria ny "blasfemia" dia giravy noho ny "famonoan'olona"..

Sa ameo @ ilay "izay voasoratra", izay manoritra mazava an'io lazainao io azany eee...

Ny tsy fahalalana ny tenin'Andriamanitra no mahatonga ny sekta hiroborobo, tsy hain'ny olona intsony ny ao @ baiboly sy ny interpretation ;

Ireto no voasoratra mikasika ny nambarako teo ambony :
Lioka 12:10 = Fa na zovy na zovy no hanao teny hanohitra ny Zanak’ olona dia hahazo famelan-keloka; fa izay miteny ratsy ny Fanahy Masina dia tsy mba hahazo famelan-keloka.

Marka 3:19 = fa izay miteny ratsy ny Fanahy Masina kosa dia tsy mahazo famelan-keloka mandrakizay, fa miendrika hohelohina ny amin’ ny ota mandrakizay izy; izany no nolazainy,

Asan'ny Apostoly 13:39 = ary ao aminy no anamarinana izay rehetra mino ho afaka amin’ ny heloka rehetra izay tsy azo nanamarinana anareo tamin’ ny lalàn’ i Mosesy.
30. rhaj0 ( 11/01/2016 15:51)
Ka tena ny "blasfemia" IHANY izany no TSY mahazo famelan-keloka.. (izany hoe, ireo "ota" hafa, dia azahoana ihany.. "rahefa tena mibebaka")..

Izay ve?
31. gasy1zay ( 11/01/2016 17:40)

rhaj0:

Ka tena ny "blasfemia" IHANY izany no TSY mahazo famelan-keloka.. (izany hoe, ireo "ota" hafa, dia azahoana ihany.. "rahefa tena mibebaka")..

Izay ve?

ie mahazo famelan-keloka ianao rehefa tena mibebaka marina ka!
32. rhaj0 ( 11/01/2016 18:36)
Dia io izany rahefa Katolika ianao, dia avy i Damopra, aorian'ny confesse-fesse nataoano, ary dia iny Damopra manisy fitombo-kase hoe, "tena nibebaka marina" ianao, ka dia "voavela ny helokao".

Raha TSY Katolika indray moa ianao, dia rahefa "mivavaka" mafy ao ianao, dia ameny "signe" hoe, okey dokey fa "voavela ny helokao, fa mandehana @ izay eee".

Fa io dia ilay "helokao" eo anatrehan'Atra, fa TSY ilay helokao eo anatrehan'ny lalAna velona.

izay ooo ?
33. Strong3 ( 12/01/2016 07:36)

rhaj0:

Mazavabe kah...
Strong3:
- Atra nanisy lalàna = JK namaha ny lalàna sy nanovona ny lalàna
- tsy namaha ny peine de mort i JK r'ingahy ity fa miaro
rhaj0:
Tapaho ny hevitra ry Strong3 aaa.. "mamaha" sa "tsy mamaha"...
Strong3:
ka nisy novahany ary nisy tsy afaka novahana
rhaj0:
Sa moa io toa ilay video teo hoe, marina daholo ireo, fa "context" daholo fotsiny ihany io..

ka ilay "context" dia... ilay "imagination"-n'ny tsirairay no miasa eee... adisaina interpretalakation be io.. Fa tsy takalatry ny tsy mpanao na mpahay azy..

de le context hoa izany rediredin'ny manana firehana manokana fa tsy ny planin'ny baiboly , ka raha io no hotazoninao dia tazony ao araka izay mahadiavolana ny sainao ao izany
34. rhaj0 ( 12/01/2016 13:36)
raha mandinika eto aho, dia ... toa i Strong3 (angambany) no tsy mahatakatra ny resa-baiboly ao, ka hoe sady mamaha no TSY mamaha i JK... Fa dia manala-baraka ny Kristianisma ianao ry namana :-)
35. Strong3 ( 13/01/2016 09:21)
nga?....

i JK dia tsy manana fehefana hamaha sy hanidiy fa hoy Izy :

« Izay tsy tia Ahy dia tsy mitandrina ny teniko; ary ny teny izay renareo dia tsy Ahy, fa an'ny Ray izay naniraka Ahy. » (Jaona 14:24)
dikan'izany hoe: Atra tokana no manampahefana sy manome fahefana ; JK dia ao anatin'ny fehefana mpanantanteraka ny planin'Atra Tsitoha !!

ka inona moa no tsy azonao no hilazanao fa izaho no manala-baraka ny kristianisma?
36. rhaj0 ( 13/01/2016 15:49)
Strong3:
i JK dia tsy manana fehefana hamaha sy hanidiy

Nataok'ty fa JK = Atra?? araka ilay teorian'ny 3 sy 1??

Lelikamibontsy eeee... Rahefa @ état Atra IZY izany dia manana fahefana, fa rhefa @ état Jesosy IZY dia TSY manana fahefana.. Rahefa @ état FM IZY dia.. manao dihy soroka. Bravo!!...

Io mihintsy izany ny arak'ilay quiz, dia izay lazainao re dia marina daholo eee... fa arakaraky ny "context" fotsiny io hono :-)
37. Strong3 ( 14/01/2016 06:29)

hahahah... midira lalina hoa rehefa te ahalala fa tsy mitonatona ohatran'io! :-) :-)

JK dia fisehoan'Atra (Ray) .. ka aminao ny Esprit-anao no mibaiko ny vatana sy ny ainao sa ny ainao afaka manao izay tiany hatao (ohatra ny vavanao ve afaka miteny izay tiany ho lazaina) raha tsy ny filan'ny Esprit-anao no mibaiko ny retsika rehetra mba hotanteraka!

dia tahaka izany io JK fisehoan'i Atra (Ray) io ; Atra Tsitoha no tompon-kevitra fa JK mpanantanteraka nomem-pahefana

io ilay lazainy amin'ny sari-teny hoe : Zanaka
fa tsy ilay hoe; zanaka nateraka tamin'ny firaisana araka ny filazan'ny tsy mahatakatra :-) ...!
38. rhaj0 ( 14/01/2016 11:31)
Strong3:
Atra Tsitoha no tompon-kevitra fa JK mpanantanteraka nomem-pahefana

Io izany toa ilay system "président/premier ministre" ampiharin'izao hendry sy adala te-ho tsy maty manota rehetra izao... hi hi hi... eritrereto tsara.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3561