Papa Fransisy sy Prezida Obama

21. Strong3 ( 23/10/2015 10:49)
asa re ringahy ity fa toa hoe maintimainty hono no niavian'ny olombelona hoy ra-siantista ...

fa i Strong izao toa chocolat au lait izany ... fa aza na izaho no hanaiky an'i Dieu na i rhaj0 toa nivadika vao maika fotsiny amin'ity sary kely tsy ahitana tsra ity!!!
22. rhaj0 ( 23/10/2015 13:44)
Strong3:
__ tsy mampné ve izany hoe : zavatra tsy hita no faritana ?

na hoe.. "zavatra tsy hita" no ho porofoina ?
na hoe.. "zavatra tsy hita" no ianteherana ?
na hoe.. "zavatra tsy hita" no iresahana ?
na hoe...

Dia kOpy ianao izany rahefa mivanitika aho satria "mampné" be 'nareo, na ianao sOkOlA io ohatra izany eee....
(izany no iverenako andalovako eto... izany no tena hoe, mampivanitika gilady mihintsy :-)
23. Strong3 ( 26/10/2015 10:26)
dia mivanitia giladanany be ao ary kou ... enao no ho reraka hanaisotra olona ao amin'ny box-kely tsy afahana mivoaka ao
olana hoanao ny mamaky io box-kely io, satria finoana io ... finoana no anaporofoana azy
finoana no ianteherana aminy
finoana no iresahana aminy

donku , tsy tafiditra ao amin'io resaka io mihitsy ianao ka dia mivanitika tsy mety tapitra ho lasa harary andoha eo :-)
24. rhaj0 ( 26/10/2015 12:47)
hitanao... sahala @ mijery ireny "juste pour rire" ireny ilay izy eto..

Dia mampihomehy be ny reaction-nareo eee... :-)



Iza @ ireo izao no hotry Strong3?? ... hi hi hi...
25. Strong3 ( 30/10/2015 12:35)
mdr ... tsy misy amin'ireo Strong3 ka :-)
ry tsy manampaharoa ireo izao hihihihih
26. rhaj0 ( 30/10/2015 13:26)
:-) ny ahy izao ny hitako dia..

- izaho izany ilay bandikely mihinana gilasy dia mivanitika eo @ 0:50
- i Strong3, ilay miankanjo "tena izy", ary dia nolatsahin'ny FM hono ka "nanasitrana" tokoany, atsy @ 2:25
- i Bor2lais ilay miana-kendry, dia mba "manasitrana" toa an'i Jesosy koa, fa avy tany @ 3eme etage izy io "taritin'ny FM" io hono, atsy @ 1:38
- i RBNIR ilay falibe fa afaka miverina "mirevibe" indray, fa efa navadik"i Jesosy ho divay ny rano, atsy @ 7:10 (fa naninona kosany ho'a narian'i RBNIR indray ny divay nohamasinin'i Jesosy tatsy @ 7:42 eee)
:-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3073