Ny atao hoe fanavotana

41. endriny ( 02/10/2015 04:54)
Izay andraisantsika azy fa ny resaka finoana tsy voatery fivavahana sy Atra foana akory..
42. TenWords ( 02/10/2015 08:15)
Discussion entre moana sy marenina ny eto, il n'y a pire sourds que ceux qui ne veulent pas entendre, ry endriny zany tsy mino nefa maka verset boky tonta ihany hatao mode de vie, tadidio fa isika rehetra eto mitovy daholo raha jerEna saingy misy ny sasany ny hita maso ihany no OK aminy satria prouvE scientifiquement comme l'existance de l'air, fa ny sasany mino ny tsy hita maso sy efa miaina azy comme la paix intErieur de la vie Eternel
Qui vivra vera
43. rhaj0 ( 02/10/2015 13:15)
Ka reko tsara azany izany fa ianao TenWords dia "mino ny tsy hita maso sy efa miaina azy comme la paix intErieur de la vie Eternel".
Mahasoava ary reveo ao..

Ary henonao ve ilay hoe, i Caillou, zazakely any @ garabola, dia manana namana inaginaire antsoina hoe Georges, ary dia ... lasa hendry, paix interieur, izy ao izao.
Dia hoy ny r-a-d-n'i Caillou hoe, avelao aloha izy hirevy ao, fa raha tsy mino an'i G. ao koa anie izy ka mety misahotaka ny trano... rehefa lehibe izy ho tonga saina foana eo ihany.


Ka ... rahoviana ianao vao ho lehibe ry ... TenWords aaa... :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0881