4*4 hono e!

1. taxs ( 02/09/2015 12:36)
A: SIPA
B: BANDY
B: Salut! aiza ndry zao?
A: Ato anaty 4*4 an'i Dadanay zaho
mialatsiny fa tsy afaka niandry anao zaho, somary maimaika kely hono mantsy izy
Elahy angahy zao mbola taraiky any?
B: Zaho ato haorianan-dry, mipetraka @ strapotin
saika hiteny fotsiny aho hoe: efa nalohako ny frais andry an!
novalian'i maningana ny 08/09/2015 12:57
2. booboo ( 02/09/2015 15:41)
Hihihihihi. Bim cassé ouz zanako zay
3. maningana ( 08/09/2015 12:57)
oaiaka B zan lay sipa fa B dedaka loatra, MILAY e anatra ho an'ny sasany izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3307