Sao mba misy afaka manome ny momba an'ilay lalàna navoaka mikasika ny FANDRARANA NY FANAOVANA DOKAM-BAROTRA NY FITSABOANA NENTIM-PAHARAZANA ? misaotra ho an'izay afaka mamaly
mba somary hazavao kosa aloha na asianao famaritana kely ngamba ilay hoe FITSABOANA NENTIM-PAHARAZANA tianao ambara e, satria samy manana ny fomba fandraisany azy mantsy ny tsirairay: mety hoe ny an'ny sasany mandeha any @ DadaRABE, mety hoe ny an'ny sasany manaraka ilay fitsaboana vitan'ilay MANAMPAHAIZANA GASY atao hoe RATSIMAMANGA, mety hoe ny an'ny sasany mandeha any @ MPANOTRA @ faladia-tongotra (tahaka ilay ataondRAMIARAMILA), sns eee
vonynive:
Sao mba misy afaka manome ny momba an'ilay lalàna navoaka mikasika ny FANDRARANA NY FANAOVANA DOKAM-BAROTRA NY FITSABOANA NENTIM-PAHARAZANA ? misaotra ho an'izay afaka mamaly