miarahaba ny rehtra.
sao dia mba misy mahafatatra na efa nisy nande paris mada d mscal kely ao seychelles.
d aona tsika malagasy rhf mndalo ao.rhf visa ve de met dol.ny ahy mats visa schengen D d tsy aiko oe afak mndalo an v.
le fre mnde seychelle mora koko mats mb atsasak lay direkt paris mada.
manantena valiny mahafapo anzay maafattr d msaotra mialoh saad