fitaterana

1. krik ( 04/05/2015 18:28)
Miarahaba anareo. Mpanao fitaterana no asako. Tena lasa ny saiko hoe, tsy misy vahaolana mihintsy ny mba hampiharana ny lalana mifehy ny fitaterana eto amintsika. Toa manjaka tenterait ny tsy fanajana ny mpandeha, tsy fisian ny gare routière tena izy, tsy fanajana ny lalana haleha, ny racolage, ... Ny kolikoly tsy hay lazaina intsony fa efa tena tombony ho an ny karazana sarangan olona. Efa natao izao fitarainana rehetra izao tany zmin ny att, ny mpitandro ny filaminana, ... fa e e e. Farany hoy ny filohan ny koperativa hoe tsiy vahaolana ireo, ... Ahoana no tokony atao, izao koa moa fotoan tsarotra ho an ny asa ka toa maniraka hoe amin ny manaraka indray e ! Veloma vetivety.
2. hadji ( 05/05/2015 06:38)
fahadisoana avy amintsika mpitatitra ihany io tsy manana drafitra ny kaoperativa sasany ohatra hoe izay fiara latsakin'ny 10 taona dia manao tour normal ny 10 -20 taona manisa fiara 3 vao mahazo tour ny fiara vaovao priorité dia manolotra tolotra tsara isika dia toy izay no hevitro ary efa nampiharinay dia hita fa mety satri miezaka ny mpikambana mampiasa fiara tsara fa raha ilay gare routiere indray aloha dia ny foto drafitrasa mihitsy notara 20 taona
krik:

Miarahaba anareo. Mpanao fitaterana no asako. Tena lasa ny saiko hoe, tsy misy vahaolana mihintsy ny mba hampiharana ny lalana mifehy ny fitaterana eto amintsika. Toa manjaka tenterait ny tsy fanajana ny mpandeha, tsy fisian ny gare routière tena izy, tsy fanajana ny lalana haleha, ny racolage, ... Ny kolikoly tsy hay lazaina intsony fa efa tena tombony ho an ny karazana sarangan olona. Efa natao izao fitarainana rehetra izao tany zmin ny att, ny mpitandro ny filaminana, ... fa e e e. Farany hoy ny filohan ny koperativa hoe tsiy vahaolana ireo, ... Ahoana no tokony atao, izao koa moa fotoan tsarotra ho an ny asa ka toa maniraka hoe amin ny manaraka indray e ! Veloma vetivety.
3. krik ( 15/05/2015 14:37)
Misaotra indrindra. Hatreto aloha mbola sarotsarotra ho ahy ilay hevitrao. Miana mamindra e
4. razafyaina2o15 ( 25/04/2016 11:26)
MIARAHABA TOMPOKO ie ny momba ny fitanterana ; misy fahadisoan ny mpitatitra misy fahadisoan ny tanterina ihany koa .ohatra eo @ arret manao vodihazo eo nef ny embouteillage ef mamely, eo koa ny tanterina zay mbol tsy arret akory d 'efa mitady hiala, receveur zay tsy mbol tong eo@ arret akory d' efa haingan zay miala nef enao miaraka @ zazakely ; ny frais nao zay tsy tadidiny akory hoe hoatrinona no nomenao raha roaarivo no nomenao azy de sady mamaly izy no hoe tsy izany no nomenao ary enao ndray koa avy eo toa hoe ianao ndray no misoloky ny bus 109 reo matetika manao zany , miaraka @ zareo maika handeha hiala dia mianjera eny ny tanterina de lasa tsy mis excuse zareo ; tsy misy fanajana mpandeha mihintsy ? toy ny asa rehetra dia tokony omena fiofanana koa ny chauffeur sy ny receveur, ao ihany koa reo mpitandro filaminana zay manotra fotsiny nef zvatra tsy dia misy inona akory ; samy nanana ny fahadisoana daholo ny na ny mpandeha na ny tanterinana ny mpitandro filaminana , ilainafiheveranadaholo zany , ary tokony samy hanajazany daholo ny tsirairay manaja mpandeha manaja ny tenany ary manajany asany ihany koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6819