Nandalo teto Madagasikara Atra fahiny

21. bor2lais ( 21/03/2015 11:26)
endriny:

Ara-tantara dia teo Ambohitrandriamanitra, akaikin'i Tsiafahy izy no nitoetra...

Hay misy Ambohitrandriamanitra ao akaikin'i Tsiafahy ao ! Nataoko fa any akaikin'ni Manjakandriana ihany mantsy no misy azy io !
:-)
22. endriny ( 23/03/2015 14:07)

bor2lais:

endriny:

Ara-tantara dia teo Ambohitrandriamanitra, akaikin'i Tsiafahy izy no nitoetra...

Hay misy Ambohitrandriamanitra ao akaikin'i Tsiafahy ao ! Nataoko fa any akaikin'ni Manjakandriana ihany mantsy no misy azy io !
:-)

Ambohitrandriamanitra any Ambohijanaka no notantaraiko fa tsy ilay any Manjakandriana ka.
23. endriny ( 08/04/2015 07:45)
Dia misy ilay vohitrakely atao hoe Anjanadoria, izay nitoeran'ny taranak'Atra. Saingy naditra ireto farany fa tsy mihaino an'Atra mihintsy. Dia hoy Atra taminy: tsy Anjanadoria anareo aho mandrakizay. Dia narian'Atra tsy ho zanany mandrakizay ireto taranaka Anjadoria ireto... Ary lasa Anjanadoria ny anaran'ny faritra. (Faritra iray ao Avaradrano ao izy io)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1757