La Bible subsistera toujours
21. endriny
(
24/03/2015 11:19)
Ilay boky nodorana kanefa tsy levona ve?
Kay nisy nandoro tokoa ilay izy tany Fianarantsoa ka tena levona... Tezitra be Ra8 naheno ilay izy fa lasa voaporofo ny mifanohitra amin'ny lohatenin'ny film... Dia noroahina ilay nandoro ny boky artifisialy...

22. rhaj0
(
24/03/2015 15:14)
Be dia be ny boky nodorana nefany ... tsy tokony nodorana (?)
http://en.wikipedia.org/wiki/List_of_book-burning_incidents
Fa @ ankapobeny, dia ny debabe @ andaniny, @ anaran'ny "finoany" ao, no mandidy ny andorana ny bokin'ny ankilany, izay mirakitra "finoana" TSY mitovy @ ny azy..
Fa io ho'a dia tena hoe: mila mifanaraka angambany aloha izany Izy samy lehibe ao e...

24. rhaj0
(
24/03/2015 16:27)
Raha ny boky 10 farany nodorana dia.. raha fehezina dia
- mikasika Kristiana ny 4..
- mikasika ny Quran ny 2
- mikasika ny mpino 2 hafa
- dia politika ny 2 ambiny...
Ry Kristiana mantsy m(p)anao pli-vava hoe, ka maritiora sy be mpanenjika izy, ka dia io hitan'ny havany io... kay izy indrindra no mpandotra[size=4]tahaka an-dRainy[/size]
The church, being a King James Version exclusive church, held all other translations of the Bible to be heretical
... zareo "kristiana mpiady lova" mifanilika ito
In 2009 the US military burned Bibles in Pasto and Dari that were part of an unauthorized program to proselytize Christianity in Afghanistan
... zareo kristiana nahazo baiko (-n'ny tenany ihany) ka mandika ny lalAnan'ny fiaraha-monina
Terry Jones of the Dove World Outreach Center in Gainesville, Florida announced in July 2010 that he threatened to burn 200 copies of the Qur'an on September 11, 2010, then did not do so.
... kristiana nikasa handoro ny Quran
On September 20, 2010 the Pentagon bought[154] and burned[155] 9,500 copies of Operation Dark Heart, nearly all the first run copies for supposedly containing classified information.
... resaka "classified information"
On December 19, 2011, protesters against the military government in Egypt, burnt the library in the Institute d'Egypt in Cairo. Images of men on TV were shown dancing around the fire. They burnt thousands of rare books, journals and writings.
... Zareo "mpino" faly rahefa dorana ny boky (mitondra @ fahalalana)
books and other items designated for a new public library in the Fundamentalist Church of Jesus Christ of Latter-Day Saints polygamous community Colorado City, Arizona were removed from the facility where they had been stored and burned nearby.
... nisy nandotra ny revin-dry "J.C...polygamous community"
On February 22, 2012, 4 copies of the Qur'an were burned at Bagram Airfield.. (used for communication among extremists)
... dotra Quran
In May 2013, two San Jose State University professors, department chair Alison Bridger, Ph.D. and associate professor Craig Clements, Ph.D., were photographed holding a match to a book they disagreed with, The Mad, Mad, Mad World of Climatism, by Steve Goreham
... "mino" aho fa ireo "mpino" izay "tsy mino" ny changement climatique io mandotra io
Islamist rebels in Timbuktu (in the breakaway region of Azawad in Mali) reportedly burned two libraries containing thousands of the Timbuktu Manuscripts on 27–28 January 2013.
... mpino mandoro ny bokin'ny mpino hafa
During the 2014 unrest in Bosnia and Herzegovina, large amounts of historical documents were destroyed when sections of the Archives of Bosnia and Herzegovina, housed in the presidential building, were set on fire.
... toa politika..

25. endriny
(
28/03/2015 03:55)
Na dia tiana mafy aza ny hanery ny olona hino sy hanaraka ny baiboly... Dia efa maro ankehitriny, ary tsy vitsy no efa tonga saina fa fanandevozana no ao ambadik'ity boky artifisialy ity
Ny kristianina ankoatry ny Loteranina no nanohana tsy misy ady hevitra ny fanavakavaham-bolo-koditra na tao Afrika Atsimo io na tao Etazonia na any Italy na any Frantsa...
Ireo antoko politika rehetra milaza fa kristianina sy mitandro ny fahizay na Conservasionista dia olona tsy tia mainty hoditra daholo
Fa adalan'izay tsy manompo ny azy