Mailo mailo!!!

1. saho ( 28/02/2015 15:38)
Ireo firenena lehibe indrindra ny France kanefa mifaninana daholo ireo Chine, Amerikana sns...dia ny tombotsoany ihany no tadiaviny. Tsy misy manao fotsiny amin izao fa misy takalo foana
FBI et CIA, tonga hatrany Mada, USAfrica.com, voaporofo ny efa filazako teo aloha. Arovy ihany ny tanindrazantsika sy ny momba izany fa tsy manao fotsiny amin izao io firenena amerikana io fa misy takalony foana. Takalo foana no nisy teo firenena amerikana amin ny fifandraisana iraisampirenena ara tantara. Araho ny tantara amerikana sy fifandraisana firenena hafa....
Miisa 22 millions ny Malagasy ankehitriny, taona 2015 isika izao, raha manaraka tsara ny tantara malagasy isika, dia ohatrany tsy dia misy fiovana firy amin ny akapobeny ny fanatsarana ny fiainana andavanandro misy eo amin ny Malagasy 90 %
Tondraka zao ny rano, feno fahasimbana ny tanana, ny Malagasy tsy ampy fitaovana, fa kosa misy tanana (main) be dia be afaka hisoroko sy hifarimbona hanamboatra, mety ny olana fotsiny dia hoe iza no manana traikefa izany na iza no mitaridalana sns
Taona taloha ela fahagola ataoko hoe andron ny Egytien dia tsy nanana fitaovana b d b koa ry zareo fa nahavita ny antsoina hoe Pyramide
Ny malagasy anie tena manana harena kolontsaina be e, jereo ny teny malagasy toy izao manaraka izao Inona no ataonao hoe harena? Misy fifanazavana be io, fampaherezana, fifaliana, fihavanana, famindrampo, fifandraisana amin ny mpiara belona, fankasitrahana , fifanajana, fitiavana, mangoraka, miray hina, firaisankina, fifamonjena, taranaka vanona sns....izany koa dia harena. Inona no tsapanao fa harena??
Dia avadiho njay anie teny hafa ohatra hoe Google na Facebook na teny technique vazaha isankarazany, ohatrany tsy misy izany teny izany
Mahereza daholo, mba fandraisako anjara io fa mahatsiaro tena aho hoe Malagasy, inona no azoko atao na tsy manana vola atolotra aza aho dia Fampaherezana no ataoko
novalian'i sitlo ny 03/03/2015 09:47
2. sitlo ( 03/03/2015 09:47)
1945 no tapitra ny guerre mondiale. Efa afovoan'ny guerre froide zay vao tsy frantsay intsony ny minisitra gasy fa mba gasy (manana nationalité frantsay fotsiny).
Mitovy amin'n kilalao echec fa saingy izy aloha no mametraka ny piesy rehetra rehetra zay vao manomboka ny jeu. Amin'ny lafiny rehetra fa ts toekarena sy politika fotsiny. Na finoana aza dia mbola izay napetrany ihany fa ny ankoatra izay devoly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1714