Fa iza avy tokoa no hanaraka ahy any amin'ny afo be e?

21. Strong3 ( 09/03/2015 06:45)
mdr... tsy azon'isé ilay resaka ka tonga miteniteny foana isé

ny zaza namboarina tamin'ny marina dia marina, ny zaza na dia tsy manantsiny aza nefa nangatahina tamin'ny devoly dia ho diovina vao afaka hiditra ny lanitra raha mihazona tsra ny fanekena masina izy.

misy ny zanakin'ny devoly , izay niray tamin'ny fanahy ratsy ... ireny dia tsy mba manana anjara ao amin'ny fiainana mandrakizay fa natao hanampy isa ny mpiapanga sy mpisotona ny olona ho any amin'ny afobe
22. endriny ( 09/03/2015 10:59)
Hay koa ve ny devoly manome zaza e?

Maro ankehitriny ny olona sahirana vao mahazo zaza noho ny adim-piainana... Fa andeha ry zareo ilazako fa misy mpanome zaza any ho any, i Devoly no anarany....
23. Strong3 ( 09/03/2015 11:08)
sao mba eny amin'ny planeta mars aza ingahy ity no mipetraka... na dia tsy mpamaky baiboly aza dia mba mahalala izany ihany eto madagasikara.


eny eh! eto moa izany sarotra ny mifanondrotondro, fa tsy anjarako koa no manao izany... fa maro no toerana fakana zaza raha momba ny olona iray.
fa nareo moa izany tsy haiko hoe aiza no mipetraka eto dago eto ka tsy afaka atory hoe mba mandehana ihany mijery ny tanindrazana fa sarotiny amin'ny kolotsaina gasy nefa tsy mahita ny ambany maso
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0946