Ar nahoana no rehefa mba mandefa lohahevitra aho d...
1. mpisotrtoaka
(
30/01/2015 06:32)
Ar nahoana no rehefa mba mandefa lohahevitra aho d ny anarako (pseudo) foana no mahaliana ny sasany mamaly azy fa tsy ny hevitra mba tadiaviko e ! Mba valio amzay ary ! Aleeeefaaaaaaaaaaa
novalian'i mpisotrtoaka ny 10/02/2015 07:23
2. 5laody
(
31/01/2015 14:36)
Ka ny eritreritry ny olona hoe mbola tsy dizina ianao raha mbola mahatafiditra tenimiafina dia manontany tena izy.
4. vazivazo
(
07/02/2015 07:26)
marina n voalazan'ilay namana tero iny a,hany ka lasa manjary ataonay resaka tsy serieux zay ataonao e, fa ialana tsiny aminao ary izay nataonay tamin pseudo-nao e
mpisotrtoaka:
Ekany marina ! Izaho no tsy mandinika
