Tsy azo fafàna intsony ?

1. bor2lais ( 22/01/2015 08:37)
Miarahaba an'i Hery,
Misy post tiako esorina ary afindra satria diso toerana saingy tsy eo intsony ilay bokotra "fafao". Lasa HS be ilay izy raha tsy esorina. Ahoana no atao azafady ?
Misaotra mialoha
novalian'i bor2lais ny 05/03/2015 16:02
2. hery ( 22/01/2015 09:05)
Raha efa nisy namaly dia tsy azo fafaina intsony....

Fa tokony azo afindra ka. Sa tsisy hoe ahitsio koa?
3. bor2lais ( 22/01/2015 11:28)
Tamin'ny mbola tsy nisy namaly no saika esoriko ilay izy fa tsy nahita ilay bokotra "fafao" tahaka ny taloha intsony aho.
Mbola tsy nahita an'io "ahitsio" ihany koa ny tenako hatreto a !
"Aoka ihany", "Jereo aloha", "Alefaso" ihany no tazako izao ! :-)
4. hery ( 04/03/2015 13:32)
Eo amin'ilay misy solonanarana sy daty no misy hoe Fafao ka

5. bor2lais ( 05/03/2015 16:02)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1828