Tokony hipetraka tsara ny vadin'ny Filoha Hery Rajanoarimampianina

1. rabaradaka ( 07/01/2015 15:48)
Noheverina fa vehivavy mahay miaina sy mahay mipetraka i Voahangy Rajaonarimampianina, hay ity izy tena "sorcière". Jereo ny nataony nanodina ny fiaramanidina Air Madagascar tamin'ny 30 decembre 2014.
Zao izy dia manana candidat haroso ho PM dia i Général Jean Ravelonarivo, izay olona efa tsy tokony hahazo titre Général intsony.
Mahaiza mipetraka e !
2. iriantso15 ( 08/01/2015 12:02)

rabaradaka:

Noheverina fa vehivavy mahay miaina sy mahay mipetraka i Voahangy Rajaonarimampianina, hay ity izy tena "sorcière". Jereo ny nataony nanodina ny fiaramanidina Air Madagascar tamin'ny 30 decembre 2014.
Zao izy dia manana candidat haroso ho PM dia i Général Jean Ravelonarivo, izay olona efa tsy tokony hahazo titre Général intsony.
Mahaiza mipetraka e !
za oa mba gaga mits?fa tena otran ts mis mpitondra fanjakana eto e?
3. bazylou ( 09/01/2015 11:52)

tsss leee,

ialahy isany aza tsy mbola nahita ilay fanomezana faran'ny taona nomena ny sahirana avy amin'ny vadin'drajao kooooo.

Tao anaty sachet paris store daholo izy rehetra.......SAchet paris store voloparasy, mainty sns

beeeuurrk

4. ravatorano ( 13/01/2015 08:01)

bazylou:


tsss leee,

ialahy isany aza tsy mbola nahita ilay fanomezana faran'ny taona nomena ny sahirana avy amin'ny vadin'drajao kooooo.

Tao anaty sachet paris store daholo izy rehetra.......SAchet paris store voloparasy, mainty sns

beeeuurrk



manoatra indray ity no madama oéoé kle aza ah !
5. mpisotrtoaka ( 15/01/2015 03:26)
Io ar fa tanteraka le kôzin'i baradaka ! Tokony hiditra ho conseil itena rabaradaka a ! Na mirotsaka ho isan'ireo mpaminany sandoka ! hahahaha ! Miroso mankaiza re ianao ry Madadasikarako e ! Indrisy fa ny Seimad ar iny niaraha-nahita notantanany ! Indrisy ry kitranoantrano !
6. rabaradaka ( 16/01/2015 08:31)

ravatorano:


[quote=bazylou]

tsss leee,

ialahy isany aza tsy mbola nahita ilay fanomezana faran'ny taona nomena ny sahirana avy amin'ny vadin'drajao kooooo.

Tao anaty sachet paris store daholo izy rehetra.......SAchet paris store voloparasy, mainty sns

beeeuurrk



manoatra indray ity no madama oéoé kle aza ah !
Tsy hoe mpaminany i rabaradaka ary tsy mila atao ho conseiller izany fa dia mazava ny resaka fa mandohalika amin'i Voahangy sy Nicole ary Claudine i Hery. Ny antoandron'iny andro alina nanolorana ny PM iny dia nihaona tamin'i Attalah Béatrice ny mpanolotsaina an'i Hery nahitana an'i Henri Rabary-Njaka, sy ireo officiers généraux maromaro niangavy hoe ekeo io fanolorana anao ho PM io, dia nanaiky i Attalah Béatrice. Ahoana ny hagagana fa i Jean Ravelonarivo no lasa PM.
Ny marina dia izao : tena noteren'i Voahangy sy Nicole ary Claudine i Hery tamin'ny nanolorana an'i Jean Ravelonarivo.
Izany ve no hitondrana firenena leretsy ? Sao mba tsy rariny e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1949