Inona no resaka any ? Tatasika indray ity e !

1. rabaradaka ( 04/12/2014 08:02)
Hay ve ity PM Kolo Roger tsy manana diplôme de doctorat en médecine akory izany hoe tsy dokotera fa technicien en radiologie et en IRM, izany hoe bac +2 fotsiny.
Hay ny zandrin'ny première dame no niterahan'i Hery dia hanaovana villa ngeza be any ho any !
O leretsy a, pelaka koa kay ity mpihira nahazo loka be tany ivelany iny, ilay ao amin'ny TGC e, mba tsy ho tononiko kosa ny anarany e !
Nompanompain'i Hery i Bari-Njaka fa atahorana ny zavatra ataony : inona hoy ianao ? Mitonona ho directeur de cabinet de Madagascar izy ! Mapme, hay ve lasa directeur de Madagascar fa tsy directeur de cabinet de la présidence intsony i Bari-Njaka e ! loza zan leretsy !
Farany, i Rolland Ratsiraka efa vonona hiatrika ny fifidianana amin'ny 2018 satria efa nahazo vola bobaka be hono, dia matahotra azy i Hery amin'izao isika miten izao.

Zay fa amin'ny manaraka mitatasika betsaka be
2. mirananirina ( 05/12/2014 19:27)
Kôzy ve?
3. rabaradaka ( 13/12/2014 07:31)
Mitohy ny tatasika :
- mikononkonana zavatra ry PM sy Mamy Ravatomanga ary Sam Wok ilay chinois mpanondrana bois de rose aoTamatave, tsy maintsy harodana faran'izay haingana ity fitondrana ity. Ny zavatra niseho tany Morondava iny dia efa mampibaribary fa tao ambadika ny PM ary mitady fomba foana hisian'ny korontana sy fanimbana ny fitondrana.
- tsy ho lasa filoha izany intsony i Andry satria ny constitution vaovao hataon'i Hery dia 45 ans vao afaka milatsaka ho filoha, ampy an'izany ve i zandry kely ?
- mikasa hirotsaka an-dalambe ny vahoaka saingy matahotra an'i Paza be orona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3019