Very hevitra ny HVM, hiala sa hanaiky ny tenin'ny rehetra

1. rabaradaka ( 29/11/2014 06:18)
Mangovitra ny patalohan'ingahy Hery Rajaonarimampianina sy ny ekipany fa toa tsy maintsy hirosoana ny Fampihavanam-pirenena. Mitady izay fomba rehetra hialana amin'io ry zareo ary mahavita manakarama olona mihitsy ny HVM hanelingelina ny fahavitan'io Fampihavanana io saingy tsy afa-miala e ! Avoty aho ranaotra fa mafy ity, hoy ramalagasy be resaka toa an-dry Hery izay
2. hadji ( 30/11/2014 03:41)

rabaradaka:

Mangovitra ny patalohan'ingahy Hery Rajaonarimampianina sy ny ekipany fa toa tsy maintsy hirosoana ny Fampihavanam-pirenena. Mitady izay fomba rehetra hialana amin'io ry zareo ary mahavita manakarama olona mihitsy ny HVM hanelingelina ny fahavitan'io Fampihavanana io saingy tsy afa-miala e ! Avoty aho ranaotra fa mafy ity, hoy ramalagasy be resaka toa an-dry Hery izay
fa angaha hamadika palitao ity ndray i rabaradaka
3. rabaradaka ( 04/12/2014 07:51)
fa rabaradaka angaha moa HVM sa TIM sa AREMA sa inona aminao ? Olom-pirenena mitaky ny rariny fotsiny izy. Rehefa halam-bahoaka toa an-dry Hery vao tsy ampy herintaona dia tokony hiala. Zaran'i Rajoelina aza ange tsy nogadraina no mahatonga azy mangingina io e, sady nisy kopaka amina miliara (150 millions de dollards) niarahany natao tamin'ny Hery amin'ny resaka bois de rose d mifitsaka koa Hery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3925