Dahalo niova fo?

1. vony501 ( 10/11/2014 07:18)
Ô ry zalahy ah! ohatran'ny ampieson'ny mpitondra amin'ny "cinema" indray anie isika amin'ity resaka dahalo ity e?
Izaho mahita hoe "toe-javatra novolena" tamin'ny andron'ny tetezamita io resaka dahalo io.
Nisy "recrutement" bobaka be tamin'izany, ary dia nampiasaina toy ny andian-tafika mihitsy izy ireo. Ny antony? :
- hanalana ireo mponina mipetraka amin'ny toerana misy harena an-kibon'ny tany
- hanangonana omby amin'ny fomba maloto
- hisehoana fa misy asa mafy ny mpitandro ny filaminana
Amin'izao fotoana izao, efa vita ny "mission"an'ireo "dahalo" ireo ka mila taperina ny "contrat". Ajanona amin'ny asany izy ireo izany ka asaina manao "demission" (mody hoe mibaboka) ary mamerina ireo fitaovana nasaina nampiasainy, raha tsy izany dia ho aripaka toy ireo tena dahalo hatramin'izay. Ny tena dahalo tsy mibaboka na mitolo-batana izany.
Mampahatsiahy ahy ny tenin'i Dada Monja hoe foanako ao anatin'y 48h ny dahalo ; teny indraim-bava monja avy amiko dia tsy misy intsony io
3. mpisotrtoaka ( 20/11/2014 14:36)
Marina miits ny an'i Vony501 io ! Mba mandinika ry Malagasy fa ts homana ambolony a !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5712