NY FARAN'NY ANDROM-PAHASOAVANA

1. Maranatha ( 17/10/2014 05:41)
[Color=blue]Rehefa mivoaka miala ao amin’ny efitra masina indrindra Jesosy , ary hametraka an’ireo fitafiany maha mpisorona Azy , mba handraisany ny famaliana ho akanjo hitafiany , dia hifarana eo ilay asa fifonana ataony ho an’ny mpanota . Rehefa izany dia hanakoako ity fampitandremana manaraka ity manao hoe : “ Izay manao ny tsy marina , aoka mbola hanao ny tsy marina ihany izy , ary izay maloto , aoka mbola hihaloto ihany izy , ary izay marina kosa , aoka mbola hanao ny marina ihany izy , ary izay masina , aoka mbola hihamasina ihany izy . Indro avy faingana Aho , ary eto amiko ny famaliako , mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asany ” .[/color] Témoignages pour l’Eglige vol 1 p 323- ARAHO ATO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4539