Lany henatra sa efa tsy mahalala izay ataony intsony ny mpitondra ankehitriny ?

1. rabaradaka ( 16/10/2014 04:52)
Lany henatra sa tsy mahita atao intsony ny mpitondra fanjakana eto Madagasikara fa dia natsangana indray ity hoe Komity miaro ny safidin'ny ara-dalàna (MSA) ary i Mohamed Rachid izay komoriana no filohany. Raha jerena iza avy ireo olona lazaina hoa ao anatiny dia ireo very seza rehetra sans exception hatramin-dry Organes, Yves Aimé, Voninahitsy, sy ny sisa. Raha azoko tsara dia saika ireo izany no handrafitra ilay Convention politique izay tsy raikitra tamin'ny 14 oktobra lasa teo. Tena tsy fahaizana politika ve sa efa mikorapaka sy mandadilady etsy sy eroa fa dia tena tsy alehany e ! Dia lazaina fa efa mitsangana manerana ny 22 Régions. Dia hatao inona indray io Komity io ? Tsapan-dry Rachid sy Rivo mainty sy Bary-Njaka ve fa ireo very seza ireo matoa manatona azy dia tehahazo seza fa tsy mivaky loha izay HVM any !! Mba mpanara-baovao ihany aho fa tena tsy izy ity fintondran'ny HVM ity.
2. rabaradaka ( 16/10/2014 05:11)
« Vondrona Miaro ny Safidim-bahoaka sy ny ara-dalàna » no anarany hoy ny gazety fa komity hoy nyprésident, Rachid Mohamed. Tao rei very seza hoy aho teo : Eric Rabearisoa, leader Fanilo, Horace Gatien, Organès Randriamihantarizaka et de Ngolo Gilbert, nahitana ministre maromaro.
3. andrywui ( 16/10/2014 06:59)
Komity Mbô miangavy ny hipetraka amze Seza mbola libre .
4. mpisotrtoaka ( 16/10/2014 08:25)
Isika ange rabaradadradaka efa ts gasy intsony fa efa ''Malindopakistanechinomalai'comorien' e ! malagasy sad karàna no sinoa no maleziana no comorien
5. rabaradaka ( 16/10/2014 16:11)
omeo hasina ny mahamalagasy anao, izaho rabaradaka kosa aloha tsy hiray latabatra amin'izany Mohamed Rachidy izany na izany Rajabaly izany, aiza ve ka komoriana indray no be resaka sy be zesta eto amintsika !! Mba tonga saina ry gasy a !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2076