Repoblikan'ny babakoto hono

1. rabaradaka ( 08/10/2014 13:09)
Mirangorango be mihitsy ny ministre ary mandrapaka izay azo harapaka satria efa hiala hono. Asa na mba fantatry ny Filoha Hery sy ry Rivo Rakotovao fa ireo ministre ireo vonona ny hiditra HVM daholo fa aza esorina hono. Na dia ireo efa hita fa donto aza dia miangavy tsy ho esorina; ity tokoa no repoblikan'ny babakoto leretsy a !
2. hadji ( 13/10/2014 09:53)
ovay babakoto ilay sary e
3. mpisotrtoaka ( 16/10/2014 08:44)
Tena marina izany fa repĂ´blikan'ny babakoto no misy eto !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4659