Mpanolotsaina ny Filoha ve dia olona mpaniratsira azy ?

1. rabaradaka ( 06/10/2014 04:58)
Raha marina ilay resaka hoe lasa conseiller spécial an'ny Filoha mamimbahoaka sy voafidim-bahoaka (na dia 14 % aza no tena azony) ry Tabera Randriamanantsoa sy Voninahitsy Jean Eugène dia tena Repoblika inona ity misy antsika ity e ? Sa izay be vava sy mahay manopa fitondrana dia omena toerana avokoa ? Mba fantatry Hery Rajaonarimampianina moa hoe iza ireo olona ireo ? Rasambozafy Cyrille sy ry Rajaonah (Otrikafo) koa zany ho lasa hiditra ny lapa raha izao. Tsy izy intsony ity fitondrana ity raha izao no marina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5764