Matahotra an-dRajabaly ny fitondrana Malagasy le aza, olona iray maharesy fitondrana mamim-bahoaka

1. endriny ( 11/09/2014 04:59)
Tsy maintsy navotsotra daholo na ny mpiasan'ny JIRAMA, aza satria, gain be ilay hoe mpiasan'ny CIMELTA fotsiny no avoaka. Tsy maintsy navoaka mantsy fa very fihinana ny deba rehetra raha tezitra eo Rajaba...

Dia mody asaina lazain'ny gazety hoe: "mba tsy hisian'ny grevy dia navoaka ny mpiasan'ny Jirama e". Migreve ilahy eo fa voasambotra eo... Raha tsy nisy ireo mpiasan'ny CIMELTA ireo.

Ary raha vao migrevy eo, dia avy any ny privatizasio...
2. rabaradaka ( 11/09/2014 05:57)
Ny tsara dia i Kolo izay pariminisitry ny karana sy vazaha no tena tsara anontaniana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5225