« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Mat. 24:14)

21. RBNIR ( 24/09/2014 04:36)
bor2lais:

Fanontaniana efa napetraky ny namana iray teto amin'ity sehatra ity atao hoe "fijo" io apetrakao io ary nomen'i RBNIR teto ihany koa ny valiny (rehefa ni-insiste be i fijo) :-)
[size=10]Sopapa : Tadiavo ny lahatsoratra > "tele jery"[/size] (tsy voatery google a !) :-)

Faly miarahaba namana,
Izay ange no ataoko hoe tena mahatadidy "Bài h?c" mihitsy ny namantsika bor2lais ity e :-)
Devoly ve?...NON! NON! Jesosy ve?....OUI! OUI! misaotra an'i Tsilliva ihany nampahatsiahy,

Mahay.....isika JIABY E!

Samia ho tahin'ny tompo namana....
22. bor2lais ( 24/09/2014 10:42)
RBNIR:

Izay ange no ataoko hoe tena mahatadidy "Bài h?c" mihitsy ny namantsika bor2lais ity e
Devoly ve?...NON! NON! Jesosy ve?....OUI! OUI! misaotra an'i Tsilliva ihany nampahatsiahy,

Mahay.....isika JIABY E!

????
Mba ataovy mazava tsara moa rehefa miresaka fa tsy azonay e ! :-)
23. RBNIR ( 24/09/2014 12:50)
bài hoc (teny vietnamien io e) = leçon,
Hoy Tsiliva hoe Mahay leçon isika jiaby (tahaka anao e) :-)

Samia ho tahin'ny Tompo namana,
24. bor2lais ( 24/09/2014 15:40)
Arakaraka ny antsoinao hoe lesona ka ? :-)

Ny namana milaza zavatra mahatsikaiky izao matetika tadidy foana na dia tsy misy zavatra azo raisina aza ny ambarany ! ;-)
25. mahdi ( 30/09/2014 17:44)
fa maninona ny malagasy no tsy mety tonga saina?
efa nolazaina fa yahoshuah ange no tena anaran'ilay zanak'andriamanitra fa diso izany jesosy
na jesus na jesoa izany e!!!!!ANARANA NADIKA AVY @ TENY GRIKA ANGE IO E!!!satria ny grika no
nandika ny baiboly!!
voafitaka daholo ianareo olombelona fa mba tonga saina!
tsy sasatra mihitsy ny raiamandreny episkopo SAMUELSON EDOUARD milaza izany ao @ RADIO HFF
97.2 FM!!
fitahan'ny mpitondra fivavahana @ fitahiana sy fahagagana fa tsy mijery ny lalan-kaleha!
efa firy arivo taona izao no nitorianareo izany jesosy izany.
izany no midika fa tsy izy io fa yahoshuah no tena marina ary madagasikara ilay nosy
hiandry ny lalàny.Efa tonga eto ilay teny marina @ izao fotoana izao!!
26. RBNIR ( 30/09/2014 18:01)
mahdi:

Salama namana,
Moustaraf manoratra ilay anarana hafa mihitsy, ianao namana, hafa mihitsy maranatha koa mbola hafa mihitsy,
Izaho mino ary tena resy lahatra fa ianareo 3 mirahalahy tsy mahay manonona sy manoratra ilay Anarana toy ireo olona izay nandefona Azy fahiny,

Nahavonjy azireo v ny fahafantarany ilay anarana e? nampisokatra ny masony v ka nahafahany nandray ilay famonjena namana isany?

Hoy IZY « Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Mat.7:21)

Ny zava-dehibe Aminy dia ny hanaovan'ny olona ny sitrapon'ny Rainy izay any an-danitra.

Manana Sitrapo ilay AVO INDRINDRA IZAY LAZAINA FA TOMPON NY TOMPO MPANJAKAN NY MPANJAKA.....
Eto an-tany olona tsotra mitovy amiko sy aminao : manaja fatratra isika (tsy voararan'Andriamanitra akory izany).
Moa tsy ambony lavitra noho izy ireny va Andriamanitra?

« ....... Matahora an'Andriamanitra, ka omeo voninahitra Izy; fa tonga ny andro* fitsarany; ary miankohofa eo anoloan'izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano. » (Apok.14:7)

Samia ho tahin'ny Tompo namana

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4501