Avy amin-dRatsiraka ny PM raha ny resaka sy ny tsilian-tsofina mandeha.
Fa dia mandohalika amin-dRatsiraka mihitsy i Hery Rajaonarimampianina izao, eny fa na dia ny mission any ivelany aza dia hakana hevitra amin-dRatsiraka Didier. Fa ahoana loatra e ? Angaha i Ratsiraka indray no mitondra ny firenena ?
Mbola ho hitantsika ny tohiny