Hay ve ilay 4x4 350 avy any amin'ny Tianli inc e, takalon'ireto tany 200.000 ha ambolena landihazo

1. endriny ( 27/08/2014 14:12)
Dia miomana fa atsy ho atsy hisy tany ngazana 200.000 ha vaovao hiforona eto Madagasikara, mety hitombo io satria lasa any Sina indray I Kolo, ka mety mbola hanome 200.000 ha fanampiny any amin'ny faritr'i Maintirano sy Soalala a

Ho ela velona anie ny HVM
2. rabaradaka ( 28/08/2014 08:29)
Tiako ho fantatsika mpiserasera eto fa i Kolo Roger tompoko dia saribakolin'i Hery sy Voahangy Mivady fotsiny, tsisy ary tena zero raha compétence, tsy manana ary tena zero koa raha resaka négociation. Io gouvernement io dia napetraka hamerenan-dry zalahy nanohana ny HVM ny volany fotsiny. Aiza ve dia tsy misy afatsy ry Johasy Eleonore sy ry Nalà ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4369