Ho privatizena ny JIRAMA

1. sitlo ( 25/08/2014 01:11)
Ela ny ela ka hividy rano amin'ny frantsay ny malagasy.
novalian'i sahia ny 26/08/2014 12:18
2. endriny ( 25/08/2014 05:52)
Rano made in France koa? Zaoridira made in France aza ry zareo ifandrombahana maika fa rano. Ka ho faty indray ve izany ny eau vive ve? Ary ny Sunto?
Ny Telma efa anazy raha teo ampitenenany an'ireto mpitondra Gasy ireto. Ny praiminisitra efa avy any aminy.
Ny soratra eny amin'ny arabe efa azy.
Ny sipantsika efa lasany.
Ny sisindranomasina efa novelarany fandriambahiny avy any aminy.. Dia ny sipantsika sy ny tovolahintsika efa lasa lafi-bahiny.
Ny arabe efa boulevard de l'europe.
Ny bizn efa en euro.
Ka aleo ho azy koa ny rano e, ny trondro aza efa lasany daholo...
3. rhaj0 ( 25/08/2014 17:21)
Dia mila misy manao nationalisation a gogo indray izany rahefa tsy mahay miaro ny tombotsoam-pirenena ry ilay isany ao...
4. sahia ( 26/08/2014 12:18)
salama jiaby e, zah rangah mbola mila ny hevitra avy amnareo hatran an, efa nandoa vola na devis tany amin JIRAMA efa tam 2010 dia hatramzao MBOLA TSIS ASA NATAON JIRAMA foana mikasika ny fampidirana jiro ao antranonay e, efa nanotany tany 67ha fa valiteny boraingina no azo, ka sao mba misy manankevitra aroso ianareo e, AZO TAKIANA VE ILAY VOLA IRENY sa INONA N PROCEDURE ARAHINA MBA AHAFAHANA MIFANATRIKA MIVANTANA NY TENA TOMPONANDRAIKITRA VAVENTY NA LEHIBE ao, fa n mpiasa madinika ilay manome valiboraingina e, merci e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3764