Misy mpiasam-panjakana ambony miteniteny foana sy diso misolelaka loatra ka tokony esorina any !

1. rabaradaka ( 15/08/2014 10:46)
Misy olona ambony eo anivon'ny Ministeran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana sahy milaza hoe tsy hita izay maharatsy ny fizarazarana an'Antananarivo ho vondrom-paritra maro. Dia gaga aho namaky ilay fanehoan-kevitr'ilay Tale Mahazoasy nefa ny Ministre Olivier aza tsy sahy naneho hevitra. Ireny no atao hoe mpisolelaka nefa ny teha tsy alehany. Io Tale Mahazoasy io dia mampiseho fihetsiketsehana etsy sy eroa fotsiny nefa tsy alehany mihitsy, ny coopération décentralisée no asaina ataony nefa dia tsy alehany mihitsy, lasa manao touriste fotsiny. Ohatra iray amin'ny olom-panjakana ambony notendrena ireny fa firifiry tokoa moa ireo tsy alehany sy tsy mahay mihitsy, misy aza dadan'ilay ministre mihitsy no conseiller technique. Mbola tsy nisy tahaka an'ity marina !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.287