Mitady "graines" ohatra hoe: orchidees, na voninkazo hafa isankaarazany!

1. Fitokisana ( 12/08/2014 15:31)
Aiza kay no misy mivarotra " graines" eto Antananarivo ?
Ny tena mahaliana ahy de ohatra hoe: voninkazo na Hazo toy ny Jacaranda na Baobab sy ny sisa.

Misaotra mialoha amin'ny valinteninareo
2. bichette ( 03/09/2014 15:20)
aiza ianao no mipetraka ? eny amin'ny botanique na jardinland anontaniana.
3. Fitokisana ( 07/09/2014 16:39)

bichette:

aiza ianao no mipetraka ? eny amin'ny botanique na jardinland anontaniana.


Merci beauscoup! Eto Antananarivo no itadiavako azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6476