Tsy misy foto-pihaviana jiosy mihitsy ny malagasy

21. moustaraf ( 14/08/2014 14:04)
Salama namana,
Izahay tsy mampifangaro , fa ny tsy mahalala no misavoritaka saina sy heritreritra.

Izahay tsy milaza akory hooe Hody any Israely ny hebreo, ka hifanditra amin'ny jiosy na hitady lalana hoe "mba ampidiro re izahay ho jiosy e!",
Hafa ny faminaniana ho an'ny Jiosy (foko 3 ) ary hafa ny an'i Israely (foko 09), indrindra koa ny ho an'ny hafa firenena.
Asa na dinika ara baiboly aloha ity atao ity na dinika ara-mokondoha tsotra izao????
Raha mbola dinika ara baiboly no atao dia tsy afaka ny hiala an'ireo voalazako ireo na iza na iza ka hiresaka momba ny hebreo sy i Israely.

Ny baiboly dia tantaran'ny hebreo averina foana, alohan'ny maha bokim-pinoana azy, iznay hoe multidimension , ka aoka tsy ho ferana sy fefena ho bokim-pinoana fotsiny ilay izy.
Na dia efa ela be aza ny tanatara, dia izay no voasoratra e!
22. moustaraf ( 14/08/2014 14:18)
(tohiny)
Izahay dia mpikaroka tahaka an'ireny mpikaroka maneran_ta,y ireny, ary manao fikarohana ara akademika fa tsy hoe bontolo vava tsotra fotsiny amin'izao. Ary fikarohana iraisam-pirenena no atao fa sao mihevitra isika hoe "ny gasy kely mba te hanonofy ka mirediredy".

Tsy afa-po izahay amin'ny tantara milaza hoe avy tao indonezia, arabia sy afrika ny malagasy, satria: misy fiteny izay "tsy afrikana, tsy arabo ary tsy indoneziana ampiasaintsika andavan'andro, ary misy fomba izay tsy hita amin'ireo toerana voalaza etsy ambony ihany koa.

raha nilaza isika hoe avy atsy indonezia, Mizahozaho ve izany?? sa miheboebo?? Koa maninona raha manondro an'i Israely ny fikarohana dia mikotaba be izay tsy izy ny rehetra???? Misy antony ao matoa misahotahotaka tahaka an'io ny goaika! hita ilay nafenina???
23. rhaj0 ( 14/08/2014 16:27)
ok... ka dia inona azany no tianAREO vohizina ho an'ny Malagasy @ maha Jiosy (anareo) izany azany e...

---

T@ 1 volana izay dia nisy fandaharana t@ TV taty momba ilay sekta Jiosy Lev Tahor aty. Marihiko kely mialoha fa raha ny kely takatro, dia misy dia misy koa ny gasy tia handresy lahatra ny Malagasy koa, fa taranaky ny foko Levy hono ny gasy...

Ka ilay sekta Jiosy io dia .. mino tena mino fa tena "mahay raha" hono ny taloha (sy ny Scriptures), ka izany no tena mampety manja ny fiainana taloha, ka dia ny hiverina @ izay revy taloha izay no ataony.

Dia inona azany hono izany "revy taloha" tena manja izany ka tian-ndreo revena izao indray...

- rizareo ilay miankanjo mainty, satroka mainty, tsy mitapa-bolo, ny viavy manao voaly mainty, ny ankizy sahala @ zanak'i Comtesse de Segur...

- ilay sefobe-ny tena hotry ny mpanjaka kely.. ilay orohana ny tanany ireny... ary izy no mandidy manapaka ny atao rehetra..

- misy an'izany hoe, i boaikely iray itsy no tena @ ilay "tena izy" ka dia nosarahina t@ fianakaviany
=> notoriana t@ tribonaly i bainina fa nanao kidnapping (fa afaka satria nampian'ny Jiosy namany tany @ tribonaly tao New York tao)

- misy an'izany hoe, ny vehivavy (mbola tanorakely) ampanambadiana an'itsy (efa anti-maola itsy)... ny ankizy priatina @ discipline be...
=> tsy nanaiky ny protection de la jeunesse tao Kebek , ka dia noenjehina zareo ka hoe hoesorina taminy ireo zaza maltraiter-ny ireo. (fa nitsoaka taty Ontario zareo ary mbola eny @ tribonaly ny raharaha)

---

Fa dia izay e.. Inona azany no tian'i Moustaraf atao @ (vehivavy sy zaza) Malagasy @ izany resaka Hebreo izany...
24. tsitialainga ( 14/08/2014 17:57)

rhaj0:

Zao fotsiny ihany e! Ny zavatra hitranga @ hoavy (mety tsy hoela...)no hitsara sy hanamarina rehefa samy mandrirotra izay itiavany azy ny voalaza ao @ baiboly. Araka ny voalazan'i Moustaraf teo fa efa voasoratra sy voavinavina avokoa anie ny zavatra ankehitriny sy ny hoavy ary ny TSY MAINTSY hiafaran'ny olombelona rehetra e! Na jiosy izy na hebreo na etiopiana sns... Asakasak'izay mitsipaka izay voalazan'ny faminaniana ao anaty baiboly zany. Saaaaaa...tena tsy mahalala, saaaaa.....mody tsy mahalala?
Ahitsiko be mihitsy enao ry Toriteny fa tena afangaronao voraka mihitsy ny atao hoe "Jiosy" sy "Hebreo" sy "Israel".Mba manaova fandalinana sy fikarohana kely alohan'ny hametrahana arguments fa lasa resaky ny marenina leizy. Ny anarana mantsy tena misy dikany sy Antony na olona na tanĂ na na zavatra fa tsy napetrapetraka fotsiny. Ohatra: Analamanga lasa Analakely, Jakoba lasa Israel, Sarah lasa Saraha sns tsy voatanisa. Tandremo ary ry namana mafy loha isany mba tsy ho mafy hatr@ fo, sao hanenina atsy hoatsy. Aza adinoina ny fisian'ity teny ity ao anaty testamentaVAOVAO hoanareo tsy te hahafantatrany lasa ireo : AA 17/30.
Mahereza jiaby e!
N.B: Aza adino koa Toriteny fa tsy ny Etiopiana no te hoany Israel fa nalaina sy niantohana ny momba azy rehetra hatr@ fianaran'ny zanany any an-toerana ka izay tsy mahalala ny Antony nangalana azy hifindra monina any dia afaka mandrora raha vao mahita azy fa nyvoasoratra dia TSY MAINTSY TANTERAKA FOANA.
Msaotr e!!!!
25. moustaraf ( 15/08/2014 13:33)
Izay mafy loha ihany no ho gina,
Isika rehetra toa samy milaza ho mpandinika baiboly, ara baiboly avokoa ny fanazavana izay entinay nefa toa malailay avokoa ny rehetra.

Tahaka ilay nilazanay teto ny mahadiso an'ireo anarana dikan teny, izahay indray no nesoesoina hoe tsy ampy saina,...inona nefa izao no mitranga??? ny mpitarika anareo mihitsy no nandaka an'ilay jehovah.....
dia ahoana?? hanaraka sa hihizingizina amn lay anaran diso??

Izahay tsy mitady faminaniana vaovao ho an'i Madagasikara fa ireo faminaniana efa voasoratra maro be ireo dia ampy hahalalana ny marina.
26. rhaj0 ( 15/08/2014 15:07)
Moustaraf sy Tsitialainga:
Zao fotsiny ihany e!... Izay mafy loha ihany no ho gina...

[size=8]hi hi hi.. hotry ny ireny mpivarotra servisy mandehandeha mitety trano aty aminay aty ireny, dia rahefa tsy mividy aminy ianao, dia anaovany teny an'avona toa izao ianao, hoe, "rahefa tsy hividy ianao, dia ho hitanao eo, fa ny anao no ho be indrindra..."[/size]
27. moustaraf ( 16/08/2014 10:32)
salama,
ye ka raha mitovy lenta amn ireny ny zava miafina ao amn baiboly araka ny hevitrao, maninona moa!!
28. endriny ( 23/08/2014 06:22)
Tsy misy na Malagasy iray aza manana lio Jiosy.... Mitsangana izay sahy miteny fa manana... Dia porofoy eo amin'ny takelaky ny tetiharana Jiosy ny anaranao fa tokony ahazo zom-pirenena Israelianina ianao...

Izaho aloha tsy izy e... Izaho gena sola loha...
29. kolo ( 27/08/2014 12:29)
Ny tena gasy rangah dia tsy avy any amin'izany firenena hafa izany a. Matoa ny teny gasy tsy nitovy tamin'ny teny tany am firenena hafa tany dia izay no mahagasy azy. Za tsy mino velively hoe mpivahiny avokoa no teto. Tena nisy ny gasy noforonin'ilay nahary izay nananatsika ny teny gasy ( izay samihafa araka ny teny isam-paritra). Ary tsaroy fa ny maro be ny teny gasy fa tsy ny teny eto imerina irery akory.
30. endriny ( 27/08/2014 14:07)

kolo:

Ho namako ianao...
31. rhaj0 ( 27/08/2014 14:52)
kolo:
Za tsy mino velively hoe mpivahiny avokoa no teto. Tena nisy ny gasy noforonin'ilay nahary...

Ka ny lemur hono nitsikafona tafaiditra tao Dago efa ho 40 millions taona lasa (jereo eto na fotsiny ilay IMAX 3-D io ambany io ny tapatapany.

Dia "noforoniNY" taorian'ny Lemur izany ny gasy?..

Izay tokoany hozy tao @ ilay film ambany io fa eto vao tadidiko : misy angano gasy nitantara fa nisy anankiroa hono ny teto an-tany t@ voalohany, dia ny iray nijanona ho lemur fa ny iray tafavadika ho olombelona..

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0901