Ireo mpanao gazety tokony higadra

1. rabaradaka ( 27/07/2014 10:49)
Raha misy mpanao gazety tokony higadra dia i Lalatiana sy Rolly Mercia.
Hazavaiko kely : i Lalatiana no namporisika ny olona nandoro ny TVM sy RNM ary ny MAGRO rehefa nomen'i Andry Rajoelina vola sy fahefana, tsy afaka miala amin'izany izy. I Rolly indray nandritra azy ministre dia nanodina volam-panjakana ary fantatrao moa fa hatramin'ny sipan'i Rolly ange ka nividianana fiara 4X4 e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2605