tena mibaribary fa tsy mahay ny PM Kolo

1. rabaradaka ( 10/05/2014 10:38)
raha ny zava-misy teny Tsimbazaza aloha dia mazava fa tsy mahay ny PM Kolo Roger, tena tsy ao amin'ny zavatra hainy ity fitantanana raharahram-panjakana ity. Koa ho hita eo zany ko ! Io no niantefan'ny safidiko hoy Hery
2. hery ( 13/05/2014 08:02)
Safidy politika io. Tsangan'olona.

Antenaina mba hahay ny minisitra.
3. rabaradaka ( 16/05/2014 12:04)
Ho hita eo fa dia hiara-hilentika izany isika. Ity Hery izay kapotsaka sy fetsilahy ity aloha dia sahy hiteny hoe i Kolo no nampilentika ny firenena
4. rabaradaka ( 04/06/2014 08:26)
dia izy en personne mihitsy no nankeny Tsimbazaza nanambitamby ny députés, o leretsy a, fa inona ity e ? Dia mijery fotsiny koa ilay vahoaka kentrina sy noana , raha tany aminay io efa niongana ireo députés ireo
5. Fitokisana ( 04/06/2014 10:50)
"ia izy en personne mihitsy no nankeny Tsimbazaza nanambitamby ny députés, o leretsy a, fa inona ity e ?"

Samy manana ny tetika hitondrany kosa io e! Raha izay ve ny mapadamina sy mampandeha ny raharaha eto Mada de inona ny olona! Au moin izy mba ouvert sy tsy arrogant.

"Dia mijery fotsiny koa ilay vahoaka kentrina sy noana , raha tany aminay io efa niongana ireo députés ireo".
Io le hoe refa noana ny kibo de ny fanahy(ny saina) mivezivezy ka tsy afaka mandinika intsony!
Vokiso le vahoaka de possible ny aharaka politika ny ankamaroany e!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4702