NO COMMENT ,

21. rhaj0 ( 17/04/2014 20:18)
Dia koa, ny blog-n'i CNN dia ... atokisaKO..
Misy blog (ohatra ity) atokisako ny fahamarinany, atokisako fa manana ny loharanom-baovao (source) matotra, ary maka resaka avy amina olona matotra.

@ ankapobeny, dia blog miaraka amina gazety lehibe (toa CNN na La Presse) ny ahy no vakiako. Zareo ireny no atokisako fa hifantina ny vaovao marina. Fa raha ohatra ka hoe i Vatican, na ohatra hoe Maison Blanche, "ihany" (na foana) no ataonao source, dia ... izaho indray aza tsy mahatoky "institution" fa ny sivana sy ny "spin" @ireny giravibe.. mpanao gazety na koa siantifika no heveriko fa independant (sy objectif)
22. hery ( 17/04/2014 20:29)
Misy ao amin'ny vatican io ka.

http://en.radiovaticana.va/news/2013/05/22/pope_at_mass:_culture_of_encounter_is_the_foundation_of_peace/en1-694445
23. hery ( 17/04/2014 20:32)
Ka raha resaka ireharehan'ny Papa (izany hoe izy mihitsy no lazaina fa miteny azy) dia tsy maintsy hita ihany koa amin'ny site autoritaire-n'ny Vatican fa tsy afenina. Tsy hitako ny antony hanafenan'ny Vatican raha ohatra ka lazain'ny Papa hoe noteneniny.

Fa matetika ny site tsy hita any amin'ny Vatican dia tsy notenenin'ny Papa izay.
24. rhaj0 ( 17/04/2014 20:33)
MIsaotra. Mazava sady feno. Na ilay search aza toa mamoaka tsara. Misaotra.
25. andrywui ( 17/04/2014 21:30)

quote À travers l’humilité, la recherche de l’âme, et la contemplation de la prière, nous avons acquis une nouvelle compréhension de certains dogmes. L’Église ne croit plus en un véritable enfer où les gens souffrent. Cette doctrine est incompatible avec l’amour infini de Dieu. Dieu n’est pas un Juge mais un ami et un amant de l’humanité. Dieu ne cherche pas à condamner, mais seulement à embrasser. Comme la fable d’Adam et Eve , nous voyons l’enfer comme un dispositif littéraire. L’enfer est simplement une métaphore de l’âme isolée, qui, comme toutes les âmes,seront finalement unies dans l’amour avec Dieu.


Nga mou doctrine io "enfer "fa tsy Tenin'Andriamanitra mazava .

Tokony tsy manao kilalaonteny i pape fransoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.292