Manomboka mahalina zany toe-draharaha zany

1. zazabel ( 16/04/2014 17:34)
Akanonotonona anarana am'zay...aza na mba hisy hosamborina aloha...na mety ho be ny maty am'zay basy vava na ko mba hisy tombony hoe an'vahoaka am'zay reto harena be tanisaina eto reto...wait and see
novalian'i Lesla ny 26/04/2014 21:22
2. rabaradaka ( 16/04/2014 17:38)
ka i PM ange niteny hoe tsy vaindohan-draharaha ny fanenjehana olona amin'ny bois de rose, ka inona izany fa tsy dia eo ianao ramalagasy fa ny afera mandeha ihany
3. lesla ( 21/04/2014 14:08)
raha ampidirina ampoja daholo izay nanao risoriso bois de rose....dia iza indray no ho prezidà ntsika?
4. leonnos ( 22/04/2014 15:59)
Pourri de haut en bas et dans presque tous les secteurs. Un grand coup de torchon s'impose.
5. zazabel ( 22/04/2014 17:15)
lesla:

raha ampidirina ampoja daholo izay nanao risoriso bois de rose....dia iza indray no ho prezidà ntsika?


Maro ihany ny gasy tsy mbola nanao risoriso bois de rose ka!
6. Lesla ( 26/04/2014 21:22)
zazabel:

lesla:

raha ampidirina ampoja daholo izay nanao risoriso bois de rose....dia iza indray no ho prezidà ntsika?


Maro ihany ny gasy tsy mbola nanao risoriso bois de rose ka!

...ka izay no olana....izay tsy nanao risoriso tsy ho tafakatra eo aminy fitondrana..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5895