miray tsikombakomba ny Police sy ny Fokontany ao Ambodihady

1. rabaradaka ( 16/04/2014 17:32)
rehefa tratra ireo jiolahy namaky ny biraon'ny fakan'ireo be antitra pension teny Analamahitsy dia fantatra fa basin'ny POLICE avy ao amin'ny borobory tany faha-VI Ambohimanarina ny basy. Dia jerena fotsiny ve ? Nisy tokantrano notafihin'ny jiolahy, dia rehefa niantso Police dia gaga fa naneno teny amin'ny iray amin'ireo jiolahy ny téléphone, Ambohimanarina daholo io. Ny Président Fokontany ao Ambodihady dia tena jiolahy mihitsy satria maka pourcentage amin'ny jiolahy izy ireo. Izany no zava-misy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2775