Ho an'ny Hery indrindra indrindra

21. toriteny ( 15/04/2014 03:06)

hery:

Ny Katolika dia NIFIDY ny hampisaraka ireo mission goavana roa ireo.

Bof, ohatran'ny HIFIDIANAN'ny KAtolika ny hiala amin'ny Teny sasantsasany ao amin'ny Baiboly en fait. Mba mianara ihany indraindray mijery ny tena sitrapon'Andriamanitra hoe tena mifanaraka amin'ny lazaina sy ataon'ny fiangonana v. Ny ao aminay zao ny mpino tena miteny rehefa misy tsy mety ny ataon'ny fiangonana satria tsy ny fiangonana anie no hanomezanao compte avy eo é.


hery:

Tsy mila soloina ireo pretra ireo en tant que mari e père satria tsy manam-bady sy zanaka izy...
Ahoana re ra ny contraire ndray no mitranga e? Raha toa ka olona natokan'Andriamanitra hamita iraka ao anaty fianakaviana no mifidy ny tsy hanam-bady e. Dia iza no tokony hamita ny iraka tokony ho ataon'io olona io. Tsy ny tsy fisian'ilay fianakaviana na ny fisiany no mametraka olana ka hoe tsisy izany ilay mission satria tsisy ilay fianakaviana. Fa ianao ilay promis amina zavatra anakiray, nofidiana hanao zavatra anakiray nefa mandà hoe za tsy hanao an'io fa ito no ataoko


hery:

Tsy misy manque de mission koa eto satria mbola betsaka ihany ireo olona izay manambady sy miteraka ary tsy lany taranaka ny olombelona

Ny tsy kristianina aza anie afaka mameno tany ihany e. Fa tsy izay hoa ny olana fa ny zavatra tsy vita nefa mety no-plannifiern'Andriamanitra ho an'ny pretra ao anaty fianakaviana.


hery:

Izay tsy manam-bady, dia miahy ny momba ny Tompo, mba hahafaly ny Tompo; fa ny lehilahy izay manam-bady kosa miahy ny momba izao fiainana izao, mba hahafaly ny vavy.

Ho an'ny tsy manam-bady izany fa ny pretra prévu ao amin'ny Tenin'Andriamanitra fa manam-bady.

hery:

Mission samihafa fotsiny fa tsy misy ratsy sy tsara na ambony sy ambany.

Ny mission an'ny vehivavy ao an-tokantrano v io lazainao io sa ilay resaka pretra sy fanambadiana teo ambony? Za kosa tsy niteny hoe ratsy ny iray na tsara ny iray e. Miresaka fampiarahana an'izy roa anie isiaka fa tsy ny hoe iza no ambony e!!!

Fa raha resaka toeran'ny vehivavy ao an-tokan-trano dia ny lehilahy no lohan'ny vehivavy fa tsy mitovy ireo ao an-tokan-trano araka ny hita ao amin'ny 1Kor11:3 :"Ary tiako ho fantatrareo fa Kristy no lohan'ny lehilahy rehetra ; ary ny lehilahy kosa no lohan'ny vehivavy ; ary Andriamanitra no lohan'i Kristy ."(VF: Je veux cependant que vous sachiez que Christ est le chef de tout homme, que l'homme est le chef de la femme, et que Dieu est le chef de Christ.)
22. vahiny2004 ( 15/04/2014 09:48)
bor2lais:

hery:

Mission samihafa fotsiny fa tsy misy ratsy sy tsara na ambony sy ambany.

:-)


Vocation ireo, samy vocation na ny manambady na ny célibat . C'est pour ça qu'on parle de sacrement du mariage

Avy eo misy ny tsy manaja ny vocation : na ny nanao voeux de célibat na ny manambady
23. bor2lais ( 15/04/2014 10:24)
vahiny2004:

Vocation ireo, samy vocation na ny manambady na ny célibat . C'est pour ça qu'on parle de sacrement du mariage

Avy eo misy ny tsy manaja ny vocation : na ny nanao voeux de célibat na ny manambady

Mba azonao hazavaina ve ny maha samy hafa ny vocation, mission ary don raha tsy mahadiso ? (tena sérieux an !) :-)
24. vahiny2004 ( 16/04/2014 06:32)

bor2lais:


Mba azonao hazavaina ve ny maha samy hafa ny vocation, mission ary don raha tsy mahadiso ? (tena sérieux an !) :-)



@ teny gasy : antso - asa / adidy - fanomezam-pahasoavana
25. bor2lais ( 16/04/2014 06:56)
Vahiny2004:

@ teny gasy : antso - asa / adidy - fanomezam-pahasoavana

Misaotra anao !

Izany hoe : rehefa mahazo ny antso dia tokony manatanteraka ny asa/adidy amin'ny alalan'ny fanomezam-pahasoavana voaray ! :-)

Fampiharana : antso ny manambady sy ny célibat. Noho izany ... :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0526