efa miasa tsara ny HCC izany nefa...

1. milamm ( 28/03/2014 12:15)
fanafoanana ny fifidianana birao maharitra tao @ antenimierapirenena no dingana lehibe heno voalohany @ izy ireo nefa miahiahy ihany koa ny rehetra fa eo ambany fibaikoany prezidansa io vovonany andrimpanjakana lehibe io sa efa azo lazaina fa mahaleo tena ihany ko

http://www.hcc.gov.mg/decisions/d3/decision-n05-hccd3-du-27-mars-2014-concernant-une-requete-aux-fins-de-controle-de-conformite-a-la-constitution-dun-extrait-de-reglement-interieur-et-dannulation-delec/

misy efapolo eo ireo olona ho voadaka ao izany satria tsy aradalana fa petatoko no azo andikana izany mitabataba toa ny sinoa very entana rakrisy ary may volontsatsa ka miantso demokrasia mbola vao manomboka zany fa ny natao 2009 ihany no miverina rakrisy a

http://www.madagascar-tribune.com/La-presidente-Christine,19777.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1874