hevitra voalohany

1. bazylou ( 18/01/2014 20:58)
ho anareo gasin'andafy sy be menomenona ireo dia modia daholo. dia andao hanangana mada vaovao fa tsy be wawawa eto.

Rehefa tsy tafody dia miala teto fa tsy misy ilana azy.

Tadidio ry zareo fa tsy eto France sy eropa ny vola fa any an tanana aaaaa.

beuuurrkk
novalian'i bazylou ny 19/01/2014 20:03
2. force02 ( 19/01/2014 07:37)

bazylou:

ho anareo gasin'andafy sy be menomenona ireo dia modia daholo. dia andao hanangana mada vaovao fa tsy be wawawa eto.

Rehefa tsy tafody dia miala teto fa tsy misy ilana azy.

Tadidio ry zareo fa tsy eto France sy eropa ny vola fa any an tanana aaaaa.

beuuurrkk
hay koa moa ianao any France raha ianao sy andrywwi aloha ia mpanao havitra botolo sy taingina mpamarina an kady ny firenena Malagasy
3. hery ( 19/01/2014 09:43)
Miantso vonjy sahady ve fa tsy ho ampy ny vola any Dago? Karakarao ao fa efa ianareo no eo amin'ny fitondrana fa aza mitady fanampiana avy aty. Izay tsy hody izany.

Hody hotsentsefin'ny foza ve? Raha handoa taxe dia hanamboaran'ny mpitondra trano be fotsiny fa tsy hampandrosoana ny firenena akory? Aleo izao ihany.

Aleoko mandoa taxe-mbazaha satria iny mba fantatro hoe hanatsaràna ny sekoly hianaran'ny zanako sns.
4. andrywui ( 19/01/2014 13:47)

hery:


Aleoko mandoa taxe-mbazaha satria iny mba fantatro hoe hanatsaràna ny sekoly hianaran'ny zanako sns.

Aaa trop kosa ra hery à ,,,,aiza ary no hilevenanareo any andafy reo ra tsy aty amn tanana iany e ,,
Tsy omen'ny olona singantany ilevenana eo kou any ,,,
Omeo an'ny fanjakana ny hetra hanatsarana ny faripiainanny 20tapitrisa sy hanodinana firenena e
5. bazylou ( 19/01/2014 20:03)
tb indray izany an.
Ny mainty no mitomany ho fotsy marina .


beuuuurrrrk
Raha i zahoa ialahy ry baina mividy fasana dieny izao fa sao dia maty tampoka any andafy any kleee.

Tandremo fa ny vola di ao mada an, tsyhoe ohatran'ialahy aty akory.

Sady raha gasin'andafy ohatranareo tony koa , aleo tsy mody fa tsy ampahafiriny eee.

Manangatra ihany ny menalamba niady mafy hanafahana an'i madagasikara nefa izao no ataon'ny zanany kooo.

beuuurrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7744