Hala-bato mihoampampana hoy Sarah Georget

1. hery ( 31/12/2013 09:01)
Manana porofo hono izy ka izay manana porofo mifanohitra amin'ny azy dia aoka hampiseho. Fa aminy dia hosoka mihoa-papana (fraudes massives) no nisy tamin'iny fifidianana iny. Izany hoe tsy hala-bato azo andeferana akory.

2. alfantomas ( 31/12/2013 16:56)
izay indray lay vavan' ny olona rehefa resy; nefa raha jerena aza ny tamin' ny 1er tour no tsy tomombana indrindra tamin' ity fifidianana ity kanefa nitarika tamin'isam-bato ny sasany dia hoe lavorary iny fa rehefa resy dia hoe hala-bato tsy misy ohatr'izany???
3. Ibalita ( 01/01/2014 17:26)
Ka ilay lazainy hoe halabato massive aza tena tsy mitombina mihitsy satria ny requettes napetraky zareo aza maherin'ny 100 fotsiny! Ny bureaux de vote manerana ny nosy anefa misy 20.001 izany hoe raha atao kajy tsotra izany dia 0,5% eo ho eo izany ny bureux de vote voakasiky ny requettes napetraky ny AVANA aman-tsakaiza!

Teto Ampovoantany aza ny sasany amin'ireo nefa teto aza izy nitarika dia raha foanana ireny tsy hihemotra indray ve ny isam-batony?
4. zama91 ( 02/01/2014 22:17)

Ibalita:

Ka ilay lazainy hoe halabato massive aza tena tsy mitombina mihitsy satria ny requettes napetraky zareo aza maherin'ny 100 fotsiny! Ny bureaux de vote manerana ny nosy anefa misy 20.001 izany hoe raha atao kajy tsotra izany dia 0,5% eo ho eo izany ny bureux de vote voakasiky ny requettes napetraky ny AVANA aman-tsakaiza!

Teto Ampovoantany aza ny sasany amin'ireo nefa teto aza izy nitarika dia raha foanana ireny tsy hihemotra indray ve ny isam-batony?
n'y ala bato aloha tena nisy,voalaza cenit fa nitombo 350 000 n'y isany mpifidy raha mihoatra n'y 1 er tour,nefa tany antsirabe 100,000 n'y mpifidy t@ 1er tour lasa 34 000 sisa,mora manga 110000 lasa 35000 sisa ,n'y isany voasoratra ao anaty lisitry n'y mpifidy ireo an,araka n'y vaovao azo 118 distric nô nisy fraude manara penitra,i balita s'y oui oui sisa nô mino fa Madio iny fifidianana iny
5. ronaldo09 ( 03/01/2014 06:40)
Inona moa ny atao hoe hala-bato??? Ny isan'ny mpifidy mitombo ve??? Tsia fa fanaovana hosoka no atao hoe hala-bato, ny mahagaga eto dia fitoriana miisa valo no voarain'ny CES raha mahakasika ny fifidianana filoham-pirenena ary 100 mahery ny deputé(source RDB 03 janvier 2014)!!!!Samy nametraka na i Hery( filoha io) na i Ramamolava koa porofo avy aiza no hitany?Io ny mpangalabato ihany no mahita hala-bato!!!!Aoka hazava fa ny CENIT no mikarakara fifidianana fa tsy ny fanjakana koa ahoana no ahafahana mangala-bato???Misy solontenan'ny movansy ravalo ao amin'ny CENIT sa jamba io solotena io? Misy solotenana candidat ny birao fandatsahambato rehetra ka nanao ahoana no nahafahana mangalabato?
Tsy hoatry ny tamy 2006 anie izy ity ka mody lazaina fa maty ilay ordi de avy eo mandresy 56% tampotampoka teo ravalo e!!Ny mpangalatra ihany no mahana !!!Mahazakà resy e!!
6. andrywui ( 03/01/2014 09:30)
Aleo entin'ny gasy ray sy reny kou i Gasikara fa ity Jean Louis ty kay vaza ray sinoa reny !!! Sa aona less Ronaldo ???
7. xhavier ( 03/01/2014 09:55)
Za aloha tena miteny fa henjana ny halabato tamin'ity za zay manoratra de tsy teto Tana tamin'ny fotoanan'ny fifidianana fa tany amin'ny faritany ary tena nisy amin'ny fomba maro no nanaovana izany ary misy tena hitanao maso tsotra izao fa ianao afaka mino ary arfaka tsy mino zany no atao halatra avo lenta sy manarapenitra ary hifanarahana io ny sasany fa ny sasany didin'ny be sandry fotsiny , ny sasany iarahana amin'ny ireo mpanaramaso sy firenena any ivelany toy ny Frantsay haveriko ihany afaka mino ary afaka tsy mino mazotoa daholo de samia velon'aina androany ianao mifaly fa nandresy HV fa rampitso ianao harary fo de ho eny amin'ny 13 Mai indray
8. danbal ( 03/01/2014 17:39)
zay mihintsy ronaldo a, tratry ny taona k'lou e, niara-nangalatra tao ry zareo matoa izy mahita an'izany, olona tsy nangalatra tsy afaka ny hiteny an'izany mihintsy kah, de velona le alahelon-kanina de hoe hala-bato io, fa de tsy mba misy fair-play mihintsy koa ve e,hoe rehefa resy de mba mahazaka e, de naninona koa zao i tonton Dizina no tsy tonga nanatrika ny famoahana an'le resultat provisoire teo iny, tonga de vakiana fotsiny,Sa efa miketrika inona ndray?
9. andrywui ( 03/01/2014 18:34)

danbal:

zay mihintsy ronaldo a, tratry ny taona k'lou e, niara-nangalatra tao ry zareo matoa izy mahita an'izany, olona tsy nangalatra tsy afaka ny hiteny an'izany mihintsy kah, de velona le alahelon-kanina de hoe hala-bato io, fa de tsy mba misy fair-play mihintsy koa ve e,hoe rehefa resy de mba mahazaka e, de naninona koa zao i tonton Dizina no tsy tonga nanatrika ny famoahana an'le resultat provisoire teo iny, tonga de vakiana fotsiny,Sa efa miketrika inona ndray?


Hun Hun hon hon
Danbal à , iza less bainn zany i Dizina zany sann'a huhuhuh ,,,mbola misaona lesy izy de tsy tonga à nanala stress amn djama punch ao izy zay
10. andrywui ( 03/01/2014 18:39)
N'Y ATAORAKO OA DE METY HO TEZITRA BE AMTSIKA RETO I HERY DE HO FAFANY TATO ABY NY PS TSIKA RY ZALAH ,,IZY ALO MAHAZAKA POLITIKA IANY LERY FA REFA TENA MANDONA BE METY HIPIKA IANY LERY HANAPOAKA ATSIKA AA
hon hon hon calmos calmos calmos tonton à ,,,,fairplay iany aaaa
11. danbal ( 03/01/2014 19:13)
tsy mamafa antsika ato zany izy kah, lery ange mahatanty be koa e. Zay tonton hery a, fair-play ihany ny antsika an, fa enao koa ange milay na de somary sosososotra kely aza ndraindray e, sady zay ary no vokany tao ka atao akory, aiiizzzza kosa no de hoe krismasy foana isan'andro e, hou,houh,hou, ndraindray mba voa, ndraindray mba mahavoa e, sa aona? Sur e!!
12. mpisotrtoaka ( 23/01/2014 10:23)
Zao ry akama isany a ! Marary fo daholo tenisany fa mitsaboa aloha tena ! I Sarah G. dia niteny an'io saingy jereo tsara anie amzao e ! Nivadika nanaraka ny HVM indray izy ! Ry Camille Vital sns e ... Tandremo ho'aho sao tapaka lalan-dra amty pôlitika ity !
13. andrywui ( 23/01/2014 11:02)
Nanaiky fotsiny ry zareo ry Rapipins fa tsy nivadika hvm zany av,,nga rah manaiky fairplay de efa oe nanaraka kou zay ???
14. mpisotrtoaka ( 23/01/2014 12:38)
le famaritana ny fairplay mihitsy no tsy haintsika gasy ! Raha eken'ise atao fair play ny fiainan-tokantranon'ise d manaiky aho ! izay ilay izy ! Tsy misy marimaritra iraisana fa tsy tokony hisy hatrany ny mpanohitra fa manjary tsy firenena indray ny eto am tanana e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1105