Le président et futur président de Madagascar
5. cyril
(
10/12/2013 18:41)
tena vulgaire be mihitsy, ny ray koa otran'zay iany
nefa ny minibus ty manao tapadalana eo am fako maimbo

6. mirananirina
(
10/12/2013 19:23)
Angaha rehefa mandihy dia vulgaire sa tsy tiana ilay mpandihy? Dia ahoana ianao @ ity : "Lors d'une rencontre avec la présidente de Corée du Sud, Barack Obama a salué les progrès de Séoul ces dernières décennies, la culture coréenne et...le Gangnam Style, que ses filles lui ont apparement appris."
7. andrywui
(
10/12/2013 21:18)
Mialona ndray elah fa manawitry be ny prezida a
Tena ambanimbany.prezida ambanimbany prezida ,,mbola tsisy oe aodino aodino prezida ,tomboy amzay ehaaa

8. Nehemiah
(
11/12/2013 07:11)
Andriao eee ! Prezidà sy prezidà wannabe nefa izao no ataony !!!
Filoham-pirenena izany tokony manana fahamendrehana, tsy raharahako na firenena aiza na firenena aiza !

9. vahiny2004
(
11/12/2013 08:42)
"Ambanimbany Prezidà ... Ambanimbany Prezidà" hono
ary dia tena ambany tokoa ilay fisainana ... Mbola ataony ambanimbany noho izao ny fiainanareo fa aza taitra

10. andrywui
(
11/12/2013 09:40)
vahiny2004:
"Ambanimbany Prezidà ... Ambanimbany Prezidà" hono
ary dia tena ambany tokoa ilay fisainana ... Mbola ataony ambanimbany noho izao ny fiainanareo fa aza taitra
Hahahahuhuhuhohoho
Manawitry prezida , aodino prezida ohaaa!!!!