izao ve le fiovana nandritra 4 taona tgv potika ny tanana

1. milamm ( 28/11/2013 12:56)
http://www.lanation.mg/article.php?id=7965

mibaribary toy ny kary an'efitra ny vokatra de asakasaky zay mbola te anohy zany @ fery vaovao
novalian'i xhavier ny 03/12/2013 13:01
2. lefitatra ( 28/11/2013 14:36)
samy mi vavaka mafy fa ny olona sasany tena voaviny vola sy mora fetsena e
enga anie ka mba tena hieritreritra tsra daholo ny kill rehetra alohan'ny hifidy @ segonda toro,
mba sahy hihavana miaraka @ HAVANA miaraka @ Dada
3. mirananirina ( 28/11/2013 18:15)
Marina tokoa izany!! Sitrany ahay mahazo 4L sy frigo avy ny vahoaka.
4. andrywui ( 29/11/2013 21:23)

mirananirina:

Marina tokoa izany!! Sitrany ahay mahazo 4L sy frigo avy ny vahoaka.


huhuhuhuuh eeeeee raha mba tena azo anie ry mirana zany frigo sy 4l zany de milay ee , fa sanatria anzany de ronon antavy ndray no apisotroina ny vahoaka ,,,
5. milamm ( 30/11/2013 15:36)
zv tokony ho jereny ireo milatsaka ho fidsiana akaiky ho fandaharampotoana tanterahiny ankotrany fampihavanana marina de tokony ho toy izao amiko manokana
izao no niseho
http://www.anarkismo.net/article/12506
ny vahaolana
http://www.afriquinfos.com/articles/2011/7/21/brevesdafrique-183016.asp
6. xhavier ( 03/12/2013 13:01)
Samy tsy nisy natanteraka ny fanambiny aloha zay prezida teo e: 35000logements, 4L hoy ny sasany ary 12500fmg ny litatra ny menaka ary 2500 ny kilao ny vary hoy indray ny sasany aiza daholo zany aza de mora miesona re
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1484