TIM mamadika tampoka aa....

1. andrywui ( 26/11/2013 12:43)
tonga de hanohana HERY VAOVAO ny TIM hono ,,nivadika tampoka !!

novalian'i zama91 ny 28/11/2013 23:20
2. andrywui ( 26/11/2013 12:44)
jereo ny point 15mn10
https://www.youtube.com/watch?v=LXmDlUFsNpk
3. andrywui ( 26/11/2013 12:46)
AZAFADY FA MANOMBOKA EO AMIN'NY POINT 14mn15 DEFA JEREO

hihiiiiii

https://www.youtube.com/watch?v=LXmDlUFsNpk
4. lefitatra ( 26/11/2013 13:54)
de aninona ela ???
tim Raharinaivo lesy reny fa zay tsy voarebireby anzany a,
mou na hanohana eo daholo ara reo rehetra reo tsy hahalany ny FAVORY zany bain a.
kozy nava zany e,
ela no harary saina amzany eo , fa io fifidiana efa vita, efa tsinjo ery @ vodilanitra ery ny resultat jah a,
mitorona eo fona lisany fa zay handroso amzay refa nahazo repos kely .
5. zama91 ( 27/11/2013 04:15)
Ela2ela tsy heno heno ry bain an,tsy misy fika intsony lesy io fa Aza dia manambony moraly moraly eo an,izany resaka Tim izany tsy misy dikany raha mihoatra an ity adi poza manarapenitra ity
6. andrywui ( 27/11/2013 08:30)
Elah no ts nipoitra mintsy ka za lazain bainn tsy hita ? In3 ah zay niandry anlah ts tonga fona elah ,,,,tsssss
Fa elah bain aza tonga d misioka fa zavadoza ne io fivadihana palitao lehibe io e itan ny vahoaka io ary de ho.leo Tim sy ny forongony amzay ny vahoaka. Ny kandida retra ko mou efa Hery news daolo
7. hery ( 27/11/2013 10:41)
:-) Kay mbola tsy TIM Raharinaivo koa fa mbola zanaky ny Tim Raharinaivo lolll.

Raharinaivo (mpanorina TIM) hono tsy manohana Hery zany.


Raharinaivo Andrianatoandro accuse d’usurpation, les membres du « TIM » qui ont décidé de soutenir Hery Rajaonarimampianina. Ne manquant pas de rappeler que le parti est inscrit à son nom, il a souligné qu’il ne cautionne pas la position des membres.
8. andrywui ( 27/11/2013 11:02)
manana ny fiandrianany ny Antoko politika rehetra ka tsy afaka isaloran'izao olona tsy TIM rehetra zao ny anarana TIM entina hanohana anizatsy sy zaroa ,, donc matoa ny TIM manohana Hery News de tena TIM ireo vrai TIM fa tsisy ki TIM TIM hafahafa zany tsony fa refa TIM DE TIM manohana Hery vaovao !!!!
9. hery ( 27/11/2013 11:08)
hihihi...
Koa maninona tsy tenenina mihitsy hoe Ravalo no manohana Fery vaovao ho haingana. :-)
10. andrywui ( 27/11/2013 11:18)
asa alou i dada na manohana hery news na tsia fa zay alou ny vaovao lehibe jeren'ny oul amzao fotoana zao ,,fa mety ho marina ihany zany tenin'i Heriniaina zany refa tsy tafa eo i JLR na tonga any apototsofin'i dada i JLR kopaka total zany aaa hun hun hun
11. zama91 ( 27/11/2013 20:36)

andrywui:

Elah no ts nipoitra mintsy ka za lazain bainn tsy hita ? In3 ah zay niandry anlah ts tonga fona elah ,,,,tsssss
Fa elah bain aza tonga d misioka fa zavadoza ne io fivadihana palitao lehibe io e itan ny vahoaka io ary de ho.leo Tim sy ny forongony amzay ny vahoaka. Ny kandida retra ko mou efa Hery news daolo
ka na avadiky ny Tim raharinaivo hatramin ny kilaotiny aza Moa lesy maninona,iza no ho voafitany eo fa tsy lisany ihany ,hon hon hon ,ny Anay dia hoe lasa izao raha mibolisatra na dozy na tsy dozy
12. zama91 ( 28/11/2013 23:20)
Iza letsy no hanohana i fery vaovao e,i camil vital aza lesy izao hanohana an kandidat an ra8,hajo Moa mody fanina,hitany fa soavaly betongotra tsy ho lasa lavitra izany io dia naleony nangina,i vatofototra izao angamba mety hanohana an i fery satria d accord hono i fery @ le projet auto route ravatofototra,hon hon hon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1601