ny ho lany president eo azo antoka
1. zama91
(
12/11/2013 01:19)
Na JLR na HVM dia samy avy eto ampivoatany daholo, azo lazaina fa faible ny score azon ireo candidat roa ireo tany @ faritany no jerena , izay candidat mahazo vato be indridra eto @ province tana no ho lasa president, indrindra moa fa plus 65% , izany hoe manodidina ny 1.100.000 voix
novalian'i zama91 ny 29/11/2013 21:23
2. andrywui
(
14/11/2013 01:04)
safidy io bainn fa na faritany aiza no lany iza de tadidio fa efa miparitaka eran'ny madagascar zao ny oul isankarazany ,, na ny tanindrana efa feno tana ,ny tanivo efa feno azy ny any amn cote de tsy de any tsoy mitsy le izy fa le gasy mintsy noefa maty amn tainy amin'ny ravalo sy andry rajoelina defa tsisy saina tsony oe aleo hafa mitsy fa efa misy holatra amn oe ravalo n rajoelina ...mety azo atao oe dondrona ko na oe efa tsy te iasa saina anga no marina ry bainnn aaa ,,
4. andrywui
(
14/11/2013 11:25)
hery:
Fa i JLR ngah avy ao Antananarivo? :-)
Famille ndry zama i jlr ka ,,avy any latsinainy bakaro ry zareo ,,,
5. andrywui
(
14/11/2013 11:27)
Fa aza asiana.resaka fiaviana ry bainn fa le gasy mitsy no mitapimaso a lalatokana no hainy ,,, RAVALO ,RAJOELINA
6. zama91
(
14/11/2013 11:54)
andrywui:
Fa aza asiana.resaka fiaviana ry bainn fa le gasy mitsy no mitapimaso a lalatokana no hainy ,,, RAVALO ,RAJOELINA
izay mahazo vato betsaka eto province tana no ho lany, presque 2.400.000 ny mpifidy eto, ary eto ville daholo izao karazan olona misy eto mada, manaova calcul fohi2, tsy midika izany fa tsy misy dikany ny any faritany,
7. danbal
(
14/11/2013 17:51)
Salama daholo! zay mihintsy, aza asiana resaka fiaviana mihintsy sao de misy manitatra eo ndray . Io ange le efa noteneninko teto e, otran'ny hoe za no masiaka fijery nefa ny marina de hoe otran'ny tsy mahita afa-tsy ny eo antendron'orony wa le Gasy, otrany tsy mahalala afa-tsy ra8 sy rajoelina, otrany hoe ireo ihany no olona azo nofidina teo. Fa le Gasy koa ange otrany matahotra hiatrika zavatra vaovao zany e,ka na de efa hita aza hoe io fotaka ambany kiraro de mbola hoe, aiza??? Sady ny Gasy mora manadino an, resaka fotsiny ny hoe ny tantara tsy fanadino fa tssss!!!!!! Vao niseranany ndray maraina de ndao ndray!!!
8. xhavier
(
14/11/2013 19:46)
Diso ianareo fa na iza manao 2tour eo de USA contre Frantsay foana zany hoe ravalo contre andry alikakely sy soavaly dry zalahy daholo reo ary anga i andrywui nivadika tsy tia rajoelina ntony mbola re zany e
9. andrywui
(
14/11/2013 20:56)
xhavier:fa maninn ra xav no oe tsy tia rajoelina tsony zah ?? nga ra maneho ze mba hevitra de tsy tia aniry na iry ee fa izao !!!
Diso ianareo fa na iza manao 2tour eo de USA contre Frantsay foana zany hoe ravalo contre andry alikakely sy soavaly dry zalahy daholo reo ary anga i andrywui nivadika tsy tia rajoelina ntony mbola re zany e
raha izaho no anotaniana a ,, de aleoko olombaovao mihitsy no mitondra eo !!!!
fa raha oe i dada sy rajoelina ndray a de aleoko lavitra rajoelina !!azon'i xavier ve ?? be loatra mantsy ireo olona ntondra takaitra sy mangidy tam dada zay
10. zama91
(
15/11/2013 04:58)
Ny hevitry ny maro an isa ihany, ka raha Jlr no tian olona dia izay izany aloha mandritra ny 5 ans, hatreto aloha dia mbola tombatombana daholo saingy efa miha mazava tsikeli2 ihany,
11. andrywui
(
27/11/2013 08:33)
Inn no miha mazava ry bainn ?? Io elah mahita kitana mialohan'ny fotoana lava io ne le efa itenenako anla fona e
12. lefitatra
(
27/11/2013 10:01)
io zalahy na olombaovao mihintsy ara no lasa teo tsy maintsy misy ambadika ny avy any ivelany fona io a, na io Frantsay na Amerikan fona e,
fa arakaraky ny fahaizany mitondra ny vahoaka sy ny fitsinjovany ny madinika no tsy ahafoizana na hitiavan'ny vahoaka azy.ohatran'ny Dada e, nanao soa ny vahoaka madinika marobe izy de tsy foin'ny oul maro anisa fa zay nanana fianakaviana ambony mba nanariny sy nahazo voro-damba t@ mpanohitra no tsy mirevy azy io.
le resaka fihaviana ndray tsy de ambaniana ny faritra e, marina fa eto tana ny base fa na izany ara maro anisa sy mahavita azy koa ny faritra ,

13. kolo
(
27/11/2013 11:05)
Aleo rangah VAHOMBEY ihany an, am zay mandeh SARETY sy mi-kiranyl dôly indray. Mimpy omby dôly, d tsy simba ny tontolo iainana stria tsy misy intsony ny setroka gazoal . Ery foana ny fitohanana hahahahaha
14. zama91
(
29/11/2013 21:23)
andrywui:,hifarombahana mihitsy ny manohana an i jlr soa dia tara train eo @ le fandresena miezinezina @ 20 decembre izao,Sarah,i vital ratrema William,rajaonarivelo,arema ,ny base mmm an hajo,i fery tsy misy candidat Sahy mitonina hanohana azy,
Inn no miha mazava ry bainn ?? Io elah mahita kitana mialohan'ny fotoana lava io ne le efa itenenako anla fona e