2em TOURS MADIO , TSISY HALABATO ,MARINA , MAHITSY ....

1. andrywui ( 08/11/2013 01:13)
Izay zao no tanjona manaraka , mba tsaratsara noho ilay 1er tour koropaka be teo , ezahina ho ampidirina anaty listra daholo ireo nahazo karatra ary ho ezahina ahazo karatra ireo ao naty listra , efa milay alo ra zay no vita ,

FA MBA MANEKE ZE VALIN'NY 2em TOURS EO E , AZA BE WAWAWAW TSONY FA EKEO ....
novalian'i hadji ny 15/11/2013 09:33
2. danbal ( 08/11/2013 18:10)
Tena mitovy eritreritra mihintsy tsika sy Andry, zay mihintsy no vao nolazaiko an'i hadji teo. Ze lany eo ange de efa zay zany e, tsy asiana ady hevitra, tsy asiana wawawa, hi,hi

3. xhavier ( 09/11/2013 07:24)
Ny matetika sy lojika zay tompompahefana no malalaka kokoa amin ny fangalarana satria ny moyen rehetra eo aminy ny matetipitranga ihany tsy ilay filoha no mangalatra na mampagalatra fa equipe eo ambany fifehezany maro ny antony zany ka tokony handalina
4. xhavier ( 09/11/2013 11:10)
Ny maro amintsika de tsy mahalala akory an ilay mpanao politika tohanana tsy mahalala ny tena tanjony fa de manaradrenirano fotsiny de mifamitaka eto no atao raharaha raha mba fantatrao ny tena ataon ireo de angamba.....
5. cyril ( 09/11/2013 12:49)
io wa rawiwi tsy misy lany izay eo fa efa eritaona sisa ny bandikely dia ho feno 40 taona. Tsy misy miala izany eo fa korontana kely aloha dia mitohy ihany ny tetezamita. Dia am heritaona miverina 3em republique amzay.

Mety hoe miala kely aloha pendant qlq mois, sady misy korotana, amzay manina be daholo ny kil. Dia miverina masika be amzay. Tonga dia poinss ny deux mandats... TGV foana 2009 à 2022.
Ze revinlaisany mbola manohitra eo fa ny ahy reveko milamm....... huhuhu
6. andrywui ( 09/11/2013 17:57)
za bainn tsy hiolana eo zany tsony fa na Zanloi io na hery vaovao na tonta na vaky sambo na vendredi no lany eo de tsara tsodrano
7. andoMaxi ( 10/11/2013 03:00)
za lou maita oe ra Robinson no lany vo me ho loza satri mbola nvengeance lou nmande volou e, de aveo mapody an'dada, de aveo mameno pôsy,..........sns. de n'vahôka n'farany
8. xhavier ( 10/11/2013 07:20)
Mitovy ihany io ry baina samy mamaly faty aloha de mitohy ny famenoana paosy jereo ry annick any suiisse, zay lay hoe tokony nifandamina aloha vao miditra amin ny fifidianana fa isika mafy loha de aleo hande e
9. danbal ( 11/11/2013 17:10)
N'iza n'iza aloha lany eo wa de efa jereo tsara fa tsisy miova zany eo fa ny teo ihany no teo, ho pire kokoa noho ny teo aloha aza fa ty isika samy eto, raha ny hery vaovao no tafakatra eo de efa ny dian'ny teo aloha ihany no arahiny, raha ry jlr moa de mazava ho azy fa efa fantatsika rehetra ny mety ho tohiny, mody i Ra8, de valifaty, de andeha ndray ny fanenjehana sy ny halako bika tsy tiako tarehy, ny didiko fe lehibe.Ary marina mihintsy le hoe tsika mafy loha, ka ze mipoitra eo de efa raiso ankafaliana e. Betsaka ny olona azo nofidiana teo na de tsy mamely aza fa mba vaovao fotsiny, fa ny gasy nifidy tao moa zany no tompo-tsafidy de zay zany!! ka didi-maso nasiam-panafody re ka mahareta fa hanana ny soa e!!!!!
10. andrywui ( 11/11/2013 18:22)
Tokony.ho niova olombaovao mihitsy alou na de soavaly vao aza le vao2 fa efa mankaleo vahoaka mintsy le miodina eo foana. Marina mintsy zay fandinihan'i danbal zay ,,hifamaly faty fotsn d hikororosy eo foana , fa ra olombaovao n teo sur fa nadiodio daholo ny ahiahy maloto retra. Zao ty mety ho Ambohidempona marina ze lany amnizy mtsamy reo ..fffffff,,,,
11. hadji ( 15/11/2013 09:33)

danbal:

Tena mitovy eritreritra mihintsy tsika sy Andry, zay mihintsy no vao nolazaiko an'i hadji teo. Ze lany eo ange de efa zay zany e, tsy asiana ady hevitra, tsy asiana wawawa, hi,hi


ie manaiky izaha ange izay lany fa ny sasany raha vao tsy lany ilay kadidampanjakana dia hoe feno hosoka e fa iza no nikarakara an'io fifidianana io fa tsy ny fanjakana mahefa amin'izao fotona izao e izay tsy.........angmba atsy ho atsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1821