MISY MANGALA-BATO EEE ...tssss AVERENO NY TETEZANA
1. andrywui
(
03/11/2013 22:08)
Tena nametraka fitoriana ny entanay fa misy MANGALABATO ry zalah be sandry ,
tsy olana e ,, bon aleo iverina ny tetezamita fa misy malhonnette be ao
, efa hita ny porofo fa mangalatra ry dada mianakavy kay tssshh
zao averina tetezamita ndray ny entana fataovy izy!! hehehe
novalian'i Xhavier ny 05/11/2013 10:05
2. xhavier
(
04/11/2013 03:31)
Ry andrg angamba olona tsy nianatra de tsy mijery tsara no tsy afaka manao analyse raha mangalatra ry jlr de ianao eo @ fitondrana mintsy no malemy taiza teto antany ka ny mpanohitra indray no afaka mangalatra mba hafa indray zany ka
4. andrywui
(
04/11/2013 08:58)
vahiny2004:
Ary angaha tsy hoe midina midina indray izy teo ????
Marina ane zan ry reto e , niha nidina de nalaimpanahy hangalatra amzay ,
I Roland Ratsiraka alou no nitory tam herinandro ,iny.mo fampitahana kofrotasiô no notadiaviny,,,,fa ity i Hery vaovao mintsy no nitifitra an'i zanloi vaky sambo , fa nisy distrika nopetahan'dry zanloi ,ireo distrika mbola misy Tim maire ee de kobo le izy de nitory ny entana ,,,
5. vahiny2004
(
04/11/2013 09:14)
andrywui:

Ironique iny fa tsy nila valiny ka :-D
6. andrywui
(
04/11/2013 09:42)
Amnao zany ,,,
Tsisy action ratsy avela handalo zany , efa mande ny enquête ka raha voaporofo aradalana de bye bye zanloi sy vandredy .....
Tsisy action ratsy avela handalo zany , efa mande ny enquête ka raha voaporofo aradalana de bye bye zanloi sy vandredy .....
7. xhavier
(
04/11/2013 09:54)
Raha atao hoe nangalatra ary JLR aoka ho fantatrao ary fa 10% dia mitovy amin ny 300000 voix eo ho eo ka distrika aiza avy no nangalarany ka raha io ecart io de any ho any no halatra tsy maintsy atao
8. xhavier
(
04/11/2013 10:03)
Sady zao mbola misy proTGV miteny any fa ampidinina ho 12% mintsy ny any JLR iza zany no tena mangalatra amin izany eto aza manao affirmation gratuit re efa fika antitra zany mbola baolina miady io 2 mitemps isika zao e
9. andrywui
(
04/11/2013 10:07)
Ireo distrika mbola misy mpiondana tim sy ireo mbola nisy préfet , maire tim.fa tsy oe tgv daolo.ane ny olomboafidy retra e ,,ireny no namboarindry takaka , jereo any ny détail ramse fa mety ho.gisamainty ny afera à i Mailhol etsy zao efa mitsiky vanitika fotsn miandry tataka ,,,
10. Xhavier
(
04/11/2013 21:10)
Fa tsy hoe efa nosoloina daholo ireny ary haveriko foana ny tgv no tompon ny fahefana zao matoa mbola misy mpitondra tsy manaraka zay lazain ny mpitarika de mieritrereta fa efa antrano ny loza zay anie no navoa ireo teo aloha fa mafy loha de niongana
11. Xhavier
(
04/11/2013 21:17)
Za zao androany tafaresaka tamina olona iray akaiky ny fanjakana fa tsy maintsy atao zay ahalany an i hery amin ny fomba rehetra ampiasaina ny fomba rehetra na ratsy na tsara ary efa près daholo ny zavatra rehetra anao ny mandinika
12. andrywui
(
05/11/2013 07:56)
Xhavier:
Za zao androany tafaresaka tamina olona iray akaiky ny fanjakana fa tsy maintsy atao zay ahalany an i hery amin ny fomba rehetra ampiasaina ny fomba rehetra na ratsy na tsara ary efa près daholo ny zavatra rehetra anao ny mandinika
Enao tafaresaka tamnoul fotsn fa nenah source cenit-T à jour no arahako huh ,,,
Misy fitoriana ampolony any amn Ces ,misy ampolony any amin Tribunal direct . Ka raha sanatri ka mitifitra olontokana daholo ze kandida mitory ao de itanareo eo ny valiny ,,eny e, le izy ko alo arakarakin'ny havesatrilay fitoriana e ,samy mbol tsisy mahalala tsika , raha maivamaivana le fitoriana ka tsy mamely an'i zanloi daholo de arahaba tsara zany ,ataovy ny 2em tours fa ra nisy zavatra tsy azo nekena mitsy tao de bye bye zanloi . Amampolony maro ozy ah ny fitoriana ao , asa inn daolo ny hadalana vitan'iny oul efa ho 70taona iny ,,,antitra be zizotra ,,kely fe vao te ho Brisy ly ,,,heiinn ho amboarin'ny tanora eo ko
13. Xhavier
(
05/11/2013 10:05)
Io ry lery tsy resaka taona fa resaka fotokevitra sy fomba fiasa hatreto aloha de mitovy daholo zay nitondra teo samy nangalatra samy tsy nahatana ny teny nomeny samy mbola tsy nahita zay mety ho an ny vahoaka