LOZA ,LOZA midina , miha midina ihany ...

1. andrywui ( 01/11/2013 12:37)
ny farany angamba de ho 10% sisa ny an'i Zanloi ty !!
mihena otran'ny feny iany ny vatony ..
ka efa ho 70taona ko izy tsinn ko !!!
novalian'i Xhavier ny 05/11/2013 12:01
2. xhavier ( 01/11/2013 13:18)
Fa ry andry ve misy fahavoazana sa ahoana ny ao amin ny QG Hery vaovao ary JLR efa samy manao preparation 2 tour efa fantatry ireo ny valiny farany ny tractation sy ny negociation rehetra efa mande
3. andrywui ( 01/11/2013 13:35)
Aza mahita volana fa tsisy anzany e ,,,latsaka 10% jlr fa candidat hafa no manao 2em tour eo ssssd
4. hadji ( 01/11/2013 15:06)

andrywui:

Aza mahita volana fa tsisy anzany e ,,,latsaka 10% jlr fa candidat hafa no manao 2em tour eo ssssd
sao dia ho ntapaka eo ny lalan dra vaventinao i Andry ahka tsy misy bandy akama indray ato
5. hadji ( 01/11/2013 15:09)
Bonjour Andrywii 17h57 - TENDANCES CENI-T : Récapitulation nationale. BV confrontés 9.622/20.001. Taux de participation 61,83%. Jean Louis Robinson 27,54%. Hery Rajaonarimampianina 14,74%. Hajo Andrianainarivelo 9,78%. Camille Vital 6,45%. Roland Ratsiraka 6,12%. Edgard Razafindravahy 5,03%. Aiza ilay 10% nao e?
6. andrywui ( 01/11/2013 19:02)
Mbola hiova b io e ,,,sady en plus nzay tsy io no blemn tsika ry zareo à. N'y olana nareo de ity vahoaka rehetra hanohana ny fitondrana mahefa ty ,,tsy enonareo v sa odiana fannn fa ry zalah retra reo ane amn 2em tours ka na i Hery na i Hajo no atosikin'ny oul e ,,, zara raha misy olotokana no hisafidy zanloi sady oul vo roa volana v ,,,i dada ane no nampirisidrisika ratsy anle oul teo fa amzao 2em tours zao defa mazava b ny lalana .

Ka zay no ataoko oe mba apiasao iany io loha io faza atao fitoeran'ny satroka fotsiny !!!
7. hadji ( 02/11/2013 03:14)
raha natokisan'ny olona ny mpitondra amin'izao fotoana izao di 1èr tourio dia vitan'ny hery na i hajo fa ianareo aza samy tsy mifampatoky hoe i hery sa i hajo koa ny mponina ve no hanotaniana io valiny 27% hatreto lasa manao fikana 6/36 nareo e seloto volabe sns...
andrywui:

Mbola hiova b io e ,,,sady en plus nzay tsy io no blemn tsika ry zareo à. N'y olana nareo de ity vahoaka rehetra hanohana ny fitondrana mahefa ty ,,tsy enonareo v sa odiana fannn fa ry zalah retra reo ane amn 2em tours ka na i Hery na i Hajo no atosikin'ny oul e ,,, zara raha misy olotokana no hisafidy zanloi sady oul vo roa volana v ,,,i dada ane no nampirisidrisika ratsy anle oul teo fa amzao 2em tours zao defa mazava b ny lalana .

Ka zay no ataoko oe mba apiasao iany io loha io faza atao fitoeran'ny satroka fotsiny !!!
8. zama91 ( 02/11/2013 04:32)

,45millions dollard ny vola lanin i fery vaovao t@ propagande 1Er tour, nefa zara raha nahazo 15%, i RObinson iza no mahalala izany any @ dezaka, normal raha nihena ny vatony, saingy @ ity indray mitoraka ity tsy misy candidat 33 isa intsony ho safidina fa 2 sisa , mazava be ny safidiny olona,
9. andrywui ( 02/11/2013 08:55)
Iza no safidin'ny ol zan ry bainn ???

Ho vaky sambo fandroa eo vao miveraka aaa
10. locl ( 02/11/2013 15:57)
MATY AHO BABAKO!!!!VELOMA EEEEEEE!!!!!MBA MANEKE AIKA RESY E
11. Xhavier ( 03/11/2013 08:54)
Mba mahay mandinika ve de te hiteny fotsiny raha ny tokony mba aseo koa ny isan ny mpifidy ny any sisa tavela anie de ny any ambanivohitra betsaka BV fa vitsy mpifidy lay n3 aza zara miakatra
12. milamm ( 03/11/2013 12:51)
Ka zay no ataoko oe mba apiasao iany io loha io faza atao fitoeran'ny satroka fotsiny !!!

http://www.cenit-madagascar.mg/res/recap/Recap_National.pdf
13. milamm ( 03/11/2013 13:14)
vaovao maripototra fa tsy resaka atsisitosy sy vavany mpitaty rakena alefa ry namana fa tsy fampiderana fahambaniatsaina mahamenatra lava no atao, araky ny fanambarana farany navoakany vaomiera tsy miankina manaramaso fampitahana ireo vokatra fandatsahambato

Androany dia 55,4% ny vokatra azo avy @ 1169 birao fandatsahambato ireo nivoaka eo ambony ireo ary mbola mahatratra 81,5 % 16312 no tsy vita fampitahahana tratrarina hatr@ androany hariva fa efa voaray ao anaty solosaina zany hoe 28,1% no elanelana ho tratrarina.Noho izany dia tokony ho 8 Nov izao farafahatarany no amoahana ny vokatra ofisialy nefa ny CES dia milaza fa mety hihemotra herinandro aoriany io daty io iarahamahita zany eo na efa hiditra @ vanimpotoana fahavaratra izany.
14. andrywui ( 03/11/2013 17:28)
Hors sujet b elah ra mlanm à tsy any ny resaka fa le oul tsisy hifidy zanloi amn 2em tours ane no io mampipapapapa be ny mpiondana sambo vaky io e ,,,

Ho lavitry n'y afo n'y kitay

Mandiniha tsara io loha io mialohan'ny iteny fa sao miteniteny fona ,,toerantsatroka fotsiny le tête ,,,
15. xhavier ( 04/11/2013 03:40)
Za manoratra aminao eto ry andry de tsy ao tana fa aty faritry sava zay quartier rolland ratsiraka fa refa nahita an ilay valimpifidianana ny olona de tsy hifidy n 3 zany ary mety tsy hande hifidy mintsy toy zany koa ny any atsimo
16. andrywui ( 04/11/2013 09:05)
Manaraha vaovao tsara alou vao mipetsopetsona eto à ,,,cenit-T jerena iny mise à jour foana ,,nikatona izy teo fa efa nisokatra ,,,de jereo fa kely sisa de ho 24% ndray i zanloi ,,,,midina ,miha midina ihany ,,,ny BV anefa mbola misy atsasany.latsaka
De zay nataoko oe mandrapatongan'ireo 1/2 ireo ho 100% de tena possible mitsy 10% sisa ra hisy ny an'i zanloi vaky sambo
17. force02 ( 04/11/2013 09:58)

12h39 - TENDANCES CENI-T : Récapitulation nationale. BV reçus 15209/20.001. Taux de participation 61,91%. Jean Louis Robinson 23,89%. Hery Rajaonarimampianina 15,19%. Hajo Andrianainarivelo 9,94%. Roland Ratsiraka 8,15%. Camille Vital 6,62%. Edgard Razafindravahy 4,64%. Ny myhyvariana ahy midina 23% i dadatoa fa ny hery vaovao tsy mihetsika firy eo aimi'ny 15 na 14% eo foana nefa efa 800 bv latsaka sisa e mba hazavao hoe io Andrywui azafady tompko fa izaho tsy dia mahay loatra
18. andrywui ( 04/11/2013 10:25)
Ka mety ho foanana ary ty fifidianana feno halatra ty hono kou ,,,

Nisy halatra be vava kobo tao !!!
19. zama91 ( 04/11/2013 18:28)

andrywui:

Ka mety ho foanana ary ty fifidianana feno halatra ty hono kou ,,,

Nisy halatra be vava kobo tao !!! Betsaka marina ny halatra, aiza ka ny taux de participation any @ dezaka be any efa mahatratra 72% nefa en ville zara ra ha misy 58%
20. milamm ( 04/11/2013 20:20)
Ka zay no ataoko oe mba apiasao iany io loha io faza atao fitoeran'ny satroka fotsiny !!!
[/
b]

ny atao oe tsisy mpifidy de tsy mety tafakatra 2em tour matoa tafakatra 2em tour de nisy nifidy ary mbola hisy hifidy,

MAIVA[b]NA LOATRA LE LOHA WUI KA NA SATROKA AZA MIPITIKA REFA APETRAKA EO A

HON HON HON HON
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3129