Efa tapaka fa hitambatra ny Hery amy 2nd Tour mba hanome Hery vaovao!!

1. ronaldo09 ( 31/10/2013 08:51)
Veloma any amy devoly Robinson a!!!Mampamangy koa dada e!!!!Efa tapaka izao fa hitambatra ny hery amy 2nd Tour (hajo,roland,edgard,vital,...) dia vita kabary e!!!
io no atao hoe angaredona tsy hiverenan'ny satana devoly
novalian'i zama91 ny 20/11/2013 09:08
2. moi ( 31/10/2013 09:38)
sao dia association des malfaiteurs zany e ! na izany aza, toa samy devoly miady an-trano no fitazako anareo mpanao politika !
Sady tsy hoe izay maharesy no tsara, fa samy tsy mamely na iza na iza !
3. Xhavier ( 31/10/2013 09:50)
De hino ve ianao fa hanaraka ny base mora miova loko toy ny mpanao politika ny gasy ary maro no afaka mijery ny mety sy tsy mety manahy mafy ny hisian ny gidraka za sy ny krizy indray mande sady mafimafy kokoa
4. andrywui ( 31/10/2013 19:03)
kay letieee kozy ve les zany ronaldo ;; tena ho vaky sambo ndraipa ndray zany i Crusoé legonn a

kinnn fa tsy hamboly margozy any i dada le ,, le coco novoleny tany zay tsy efa lany nohanina aza !!

5. zama91 ( 31/10/2013 21:57)
Mihezaka manambony moraly fotsiny ve lesy , teo robinson tsy nisy nahalala efa 28%, vao maika izao nahazo avarapatana izao vita lisany,
6. hadji ( 01/11/2013 03:16)
hampiova ny fiananao ano antin'ny 100 andro sy ny bla bla sy ny oa oa tsy mamely avelao ho avy zay ho avy e
7. Xhavier ( 01/11/2013 07:37)
I Ravalo ve no tena olana sa lay fiainanao sao de faux probleme ry zalahy zany rangitiny ny olona ianareo hoe ra jlr no lany de mody ravalo aiza no olana amin zany ka avelao izy hody ko maninona zany sa lay fihinanan ny sasany sao lasany eo indray
8. hadji ( 01/11/2013 07:45)
avela hody izay hody fa ilay v eny amin'ny tamboho aza efa nisy nanitsy hoe hody amiz ay dada
9. hery ( 01/11/2013 11:14)
:-)

Hihaona eto ihany e...
10. andrywui ( 02/11/2013 08:59)
Haninn eto ra hery à nga eto misy valimpifidianana avoakanao ?
Vava sy ramatahora de terikiho no eto de miseho milay , fa ity vaton'i zanloi nidindava ty no
nahagaga,,,refa feno 80% io bureau d vote io de 10% raha hisy no sisa
11. locl ( 02/11/2013 15:56)
Andriwui: vokatra ny paoma ka tongava mitango, fa vokatra fifidianana mamono anao raha tangosanao.

MATY AHO BABAKO !!!!!!!!!VELOMA EEEEEE
12. locl ( 02/11/2013 15:57)
FERY VAOVAO MADAGASCAR = MAIMBO SADY MAMOFONA
13. hadji ( 15/11/2013 09:36)

locl:

FERY VAOVAO MADAGASCAR = MAIMBO SADY MAMOFONA
aza hitako hono ka ilay E @ fery vovao lasa O tapeno ny maso rakizy ahahahaha
14. andrywui ( 15/11/2013 12:02)

hadji:


locl:

FERY VAOVAO MADAGASCAR = MAIMBO SADY MAMOFONA
aza hitako hono ka ilay E @ fery vovao lasa O tapeno ny maso rakizy ahahahaha


Hadji ,,, miteny ratsy hianao ry zanako !!!

Sahinao ny "mamory" ny kandida anay huhuhuhhh
15. zama91 ( 20/11/2013 09:08)
Efa fantatra fa na hitambatra aza i hajo , vital rolland, dadafara, sarah , possible tsy hanaiky consigne de vote ny gasy, izay no mahatonga an io ni ni io, sady izao efa feno delegue bv any atsimo, andrefana , avaratra, atsinanana, eto ampivoany moa dia efa haut la main miandry ny 65 a 75% jlr, tsy maintsy ho k .o ihany 2em round e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4009