Iza no mbola Tompon'ny Fahefana ????

1. andrywui ( 27/10/2013 10:11)
Aleo hande ny 2e tours fa hisy CrusoƩ ho vaky sambo fanindroa ndray eto !!!

Aleo.hande ny 2em.tours fa ireo rehetra 2em, 3em ,4em ,5em, 6em, 7em ,8em positions reo anie ka mpanohana Fitondrana daholo e,,

En plus ozy ah oe ,,iza mo no mbola eo amn fitondrana ?? Donc tsy maintsy "AMBORINA NY ENTANA" hun hun hun
novalian'i hadji ny 28/10/2013 07:30
2. moi ( 28/10/2013 04:47)
Mba vinavina ny ahy fa Saraha Goerget, Dadafara, Guy Ratrimoarivony, Vahombey, Rajemison, Fety ... hampifidy an'i JLR
Dia asa anefa izay fanamby eo fa fotoana fitadiavana seza izao, izay azo hifanarahana hanome ministera no adin'ny kandida eo !
3. zama91 ( 28/10/2013 05:28)
Efa 31% lesy i dr i , mbola mety hiakatra io satria 20% ny resultat no azo hatramin izao, tsy navela hiteny t @ tvm , tvplus, matv sy sns ...fa mbola misy mpifidy ihany, zara raha nahatety an i madagascar

4. hadji ( 28/10/2013 07:30)
fifidiana io an ny halabato mandeha ny fika hanafoanana latsabato mety hisy fa samia mailo fa efa kobo ny hat e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2197