TVM, na Televiziona Malagasy..hita eraky ny nosy kanefa olona iray ihany no mahazo maneho hevitra @izany hainao manjery izany raha manerana ny nosy no ho resahana fa ny 32 kandida dia eto Antananarivo ihany no afaka maneho hevitra...ilay afaka manararotra fahefana moa dia tsy iza fa i Hery..mahagaga izany raha toa ka nireharehana ery ny hoe malalaka ny fahitalavim-panjakana ah!!