Avy aiza loatra???

1. Annita.R ( 03/10/2013 09:00)
Fahiny fony izy mbola minisitrin'ny fitatanam-bola dia nihindrana fiarakodia tamin'ny i John mba nahafahany nakany iavoloha fa amzao anefa dia indro izy miaraka amin'ny jet privé sy propagandy manetriketrika, ekena fa lanja mihaktra ny fiainana fa na izany ary miharihary loatra lay fangalarana sy toetra " tia kely" ary tsy mba mahay mamaly fitia ka ahoana moa no mbola hatokisana azy amin'izany.....enao ra Hery aza dia mamitaka aa
novalian'i Annita.R ny 03/10/2013 11:19
2. mirananirina ( 03/10/2013 09:56)
Avy aiza loatra?? Bois de rose!!!!!!Manakarena ange ny fanjakana e, tsy mila vola avy any ivelany ehhh sns... ntssss
3. Annita.R ( 03/10/2013 10:44)
ka hatao aona ary fa reny hitatsika miharihary reny zao izy, zao ary izy mbola propagandy efa azy daholo ny rehetra fa maika fa raha lany tsy ngamba!!!
4. mirananirina ( 03/10/2013 10:59)
Tena hita mihitsy @ izao propagandy izao ny maha manakarena be ireto kandida sasany an! Vola izany, fiouuuu tena miraraka fotsiny. Tsy iza moa fa ireto t@ tetezamita ireto.
5. andrywui ( 03/10/2013 11:10)
ze tsy zakan'i dada nobataina nitsoaka no io ampiasaindry zalah io e huh
6. Annita.R ( 03/10/2013 11:19)
mba nisy tena niketrika kosa fa juste nantsoina fotsiny hi'couvrena ny tsy mety lay manampahaizana eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0476